Fanahinina ve ny nanaovana kely toilette anaty avion?

1. vegas ( 14/05/2005 03:06)
otrany mba fantasme ny rehetra mantsy lé mi-crac crac eny ambony avion de mety zay ny antony nalakelezana azy. Nareo ve tsy mahita?
Eritreritra sendra nandalo io an.
répondu par fijo le 25/05/2005 22:52
2. welie ( 14/05/2005 12:05)
Hihihihi.... lasa lavitra mintsy ny eritreitr'i vegas zany anie e! :-p
Dia zà aza tsy mbola nandé fiara-manidina akory dé tsy hitako le hoe kely ny toilety eny...
3. agoago ( 14/05/2005 12:27)
zany ve no nanaovana azy kely ry vegas. Tena mba hafa indray izany eritreritrao izany marina a.Tsy avy @ largeur ve, dia misy anajanona ho an'ny allée, dia izay no nahatery azy. Fa na izany tery marina tokoa aloha e
4. vegas ( 14/05/2005 15:49)
na hiondreana ampekarana pataloha aza manairana.
5. pitchou ( 14/05/2005 19:54)
ka tsy maintsy ze farany kely azo atao ange satria voafetra koa ny haben'ilay roplanina e!aiza no d toilety no atainy malalaka fa ny voyazera vitsy?
6. mishou ( 14/05/2005 20:06)
sady aza miditra aho ry zareo milalao maloto @ rano fa misafolitika maharikoriko be mihitsy, tsy andry izay hahatongavana @ izay aleha :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P
7. fijo ( 16/05/2005 22:57)
alika indray ravegas iny tsikaritr'ialahy iny le.sa ze aleha rehetra dia hisainana le izy aby.
8. Veloo ( 19/05/2005 15:55)
=))=))=))=)) vegas a ka tafavoka ihany ve enao? =))=))=))
matoa natao'ny kely satria mba ho hisy toerana betsaka hipetrahana angamba :miam::miam::miam:
9. fijo ( 19/05/2005 20:58)
izany tokoa ve?
10. dadabe ( 20/05/2005 18:33)
veloo>aza mihetsika amizao position zao a
:wink:fa zah tsy mbola nandeha avion na roplanina kle
11. fijo ( 25/05/2005 22:52)
ahoana le pozy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7342