izaho dia afaka mamorona hira ho anao ( rock, pop, hard,..)

1. xxx ( 11/05/2005 13:56)
raha misy groupe na olona tsy manana hira, na te hamorona , na tsy mahay mamorona, dia mba hanoraty aho fa izaho afaka mamorona ho anao ( reo )( rock fm, na pop, na hard,heavy, speed, symphonique, slow , na mozika commerciale ,ect... ), raha efa misy tonony dia azoko hamoronana feo

bandy--milay@caramail.com
répondu par fijo le 16/05/2005 22:40
2. niainaharison ( 12/05/2005 16:05)
aiza ny toerana misy anao raha tsy mahadiso no manontany?????
3. fijo ( 12/05/2005 20:50)
sao dia hirana film X no tena manavanana anao le
4. felicia ( 12/05/2005 22:59)
ny tsy azoko hoe maninona ary no hafenina io identité io... :twisted: efa mba ela fa aoka izay le miafina,zavatra tsara le fahaizana mamoron-kira...
5. iartistika ( 15/05/2005 13:59)
lasa matahotra ny kil raha tsy fantany marina le mpamoro-kia :lol:
6. fijo ( 16/05/2005 22:40)
ka efa hoe hira X ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952