Lehibe ny fitiavan\'olon-droa,fa tsy ampy.

1. Merinaforever ( 07/05/2005 06:38)
Arak\'i Methode
Ka le fitiavana mihitsy indraindray no mifangaro eto ko!! Tsy mitovy mantsy ny fitiavana an\'i dada sy neny, ny fitiavana an\'i zoky sy zandry, cousins cousines. Ny fitiavana ny sipa, ny fitiavana ny vady!! Ny fitiavana chocolat, fitiavana paiso sy pôma, fitiavana akondro!! Tokony sarahana ireo fa betsaka no manafangaro an\'ireo!!
Fitiavan-bady ohatra= fitiavambola
Fitiavana sipa= fitiavana fahafinaretana!!
De izay le tsy mahalasa ny fiainana!! Mifangaro ao daholo ny vilia sy ny pô!!Hihihi

Araky ny efa voalaza rehetra ao amin\'ny lohan-kevitra hoe \"vahivavy manambady vahiny\" (izay novakiako daholo) dia tsapa fa banga ny venty iray,dia ny fiRENnena.Indro ary misy tononkalo mifandraika amin\'izany natao ho an\'ireo irina mba ho tia tanindrazana,mankatoa ireo razana,mankatoa ny nentin-drazana.www.geocities.com/merinaforever/voahosy
Indro koa misy faharoawww.geocities.com/merinaforever/fanatontoloana
répondu par fijo le 13/07/2005 20:48
2. simplex ( 07/05/2005 09:30)
j\'ai rien compris .
explique. 8)
3. Merinaforever ( 07/05/2005 11:54)
Vakio daholo aloha izay voasoratra etohttp://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m4090dc156b6d3&PHPSESSID=8e9a11b71f98d4b5b36c6468b220a37e
Dia avereno vakiana ny lohahevitra dia azonao izy ny farany ê.
4. felicia ( 08/05/2005 23:26)
ataovy direct le tianareo tenenina o... 8) betska ny zavatra lazain'o tononkalo io fa inona ilay tena tianao hisongadina amin'ny loha -hevitra?
5. Merinaforever ( 09/05/2005 09:01)
ataovy direct
Tsy fomban-drazana loatra ilay hoe "direct" Ra-felicia a.Fomba nolovana avy amin'ny "Parisianna" izany.
Kanefa asiako fanampiana ihany ity izy na izany aza.
Ity resaka ity dia toy ilay loha-hevitra ihany hoe :"afrikanna ve ny Malagasy?" (jero io lohahevitra io) Tsy ekeko izany nefa tsapako fa ny 95% n'ny mpandray anjara dia miaiky fa afrikanna ny "Malagasy".

Toy izany ihany koa ny resaka tenin-drazana:rehefa tsy afa-manoatra mihitsy vao tokony hampiditra voambolana vahiny,fa tsy hoe "dynamique" ny fiteny dia hampidirina daholo ity firingan-teny vahiny rehetra ity.

Toy izany koa ny zava-misy eto amin'ity hoe "ny fahitanareo ny vehivavy Gasy manambady vahiny":Zon'ny tsirairay ny manao izay tiany amin'ny resaka fanambadiana,nefa fomba fahitana "manokana" sy ara-pianakaviana izany.Fa raha eo amin'ny lafiny "ara-pirenena" kosa dia resaka "exeptionel" ihany.

Toa hitako ery ity fitiavana "importé",na fiteny na fitafy,na fivavahana ihany koa aza,na filosofia isankarazany(ohatra fotsiny raisina eto ilay hoe ataovy "direct" ê),...dia mazava ho azy fa misy koa ny resaka fanambadiana.Ny an'ny vahiny ihany no filamatra satria mavesatra ny fanjanahana mianjady.

Ka izay no anaovako hoe tsy ampy ny "fitiavana" fotsiny fa tsy maintsy misy kajy foana ao amin'ny mahaolona.Indro misy karazana kajy vitsy:"sexe",bika,harena sy anton'asa,finoana,fiaviana,sns sns .

Ataoko fa ampy izay ahazahoanao ny loha-hevitra.
:)
6. fijo ( 10/05/2005 20:56)
samia manao ny kajimpiainany ary e
7. mpitsara ( 13/07/2005 10:26)
tsy misy manana ny amùpy koa ra eto antnay e!
8. fijo ( 13/07/2005 20:48)
ka dia mamenoa ny banga ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2582