Manana toerana manokana ianao...
1. hery
(
02/05/2005 17:09)
Aza gaga... manana toerana manokana lehibebe kokoa azonao anoratana lavalava kokoa ianao eto amin'ny namana. Wikianja no ampiasaina amin'izany. Hanandrana? Mandehana ao amin'ny Momba anao http://serasera.org/namana/izaho dia tsindrio ilay hoe Takelaka manokana (Wiki)
Mbola anatin'ny andrana io. Eo ampandikana azy tanteraka amin'ny teny Malagasy izahay amin'izao fotoana izao.
Mbola anatin'ny andrana io. Eo ampandikana azy tanteraka amin'ny teny Malagasy izahay amin'izao fotoana izao.
répondu par ralos le 06/08/2005 17:12
2. kitjo
(
02/05/2005 17:12)
he he
Milay be le izy.
Inddra ho anay tsy manam-potoana.
Misaotra ry Hery an....hanoratra tantara kely ihany :P
3e episode
Milay be le izy.
Inddra ho anay tsy manam-potoana.
Misaotra ry Hery an....hanoratra tantara kely ihany :P
3e episode
5. hery
(
03/05/2005 09:52)
Ok mbola misy bugs betsaka ilay izy fa ezahina ahitsy. Firefox foana no nampiasaiko dia noheveriko fa efa mety kay nony nojereko tamin'ny Internet Explorer dia nikorontana be...
Tsy ho ela e.
Tsy ho ela e.
6. fijo
(
03/05/2005 20:53)
hery an le "firefox"tsy hainay fa rehefa mety dia lazao izahay e.ndrindra i kitjo fa miandry le tantara izahay
7. Veloo
(
04/05/2005 21:04)
Hery a misaotra e.. Za tsy mba manana resaka betsaka atao na soratana :( :(
9. hery
(
09/05/2005 08:56)
kitjo> tena mbola misy olana kely ilay fampidirana sary. Raha ohatra ka sary avy any ivelany dia mety fa raha sary vao hampidirina ao amin'ny serveur dia tsy mety :-(
10. kitjo
(
09/05/2005 15:16)
tsy maninona fa efa tsara io fa ataovy miadana fa amzay ko zay mahavita manoratra tsara avy any Dago efa milamina...he he
11. ralos
(
06/08/2005 17:12)
Hery> Tsy aleo v ampiana le "Tsara ny roa noho ny iray..."
Tohiny: "Tsara ny efatra noho ny telo, fa raha voa ny mpanasaraka misy mpisolo.Tsara ny dimy noho ny efatra, fa ny mitabe tsy lanin'ny mamba ary ny akanga maro tsy vakin'amboa."
Sa ahoana?
Tohiny: "Tsara ny efatra noho ny telo, fa raha voa ny mpanasaraka misy mpisolo.Tsara ny dimy noho ny efatra, fa ny mitabe tsy lanin'ny mamba ary ny akanga maro tsy vakin'amboa."
Sa ahoana?