fiarabana

1. mamzelkely ( 14/04/2005 15:22)
faly miarahaba atsika rehetra eto @ serasera.com :D. tsy dia mbola mahalala loatra ny fandehanjavatra aho fa raha mba misy afaka manazava indrndra fa ao am ny resaka namana ahoana no azaoana namana bdb sy biz'oroka bdb za matsy adala biz'oroka dia misaotra betska :lol: misaotra indrindra. :oops:
répondu par fijo le 28/04/2005 22:29
2. hery ( 14/04/2005 15:41)
Efa misy ato...

http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m425502317e732
3. pitchou ( 14/04/2005 17:43)
:-D efa misy biz'oroka ve? :-D :-D :-D
4. rurik ( 15/04/2005 10:09)
mamzelkely efa mazava amiano ve????
5. majakely ( 18/04/2005 14:08)
efa nahazo namana bedabe ve njy ry mamzellekely ;zah koa tia mahazo biz'oroka ko ,fa vitsy ny mpanome !
6. iartistika ( 18/04/2005 18:14)
mamzellkely> ndao hinamana be amiko :wink:
7. fijo ( 18/04/2005 23:30)
efa namana daholo anie ny ato e
8. iartistika ( 19/04/2005 08:11)
ka le spesial letsy ra fijo ah!! :wink:
9. mandrindra ( 19/04/2005 08:59)
inona kay le spécial ry artistika 8)
10. tranokely ( 25/04/2005 15:05)
aaaaaaaa, bbbbbbb, ccccccccccc, veloma
11. iartistika ( 25/04/2005 17:10)
mandrindra> ôtsan'lasopy spesial eh!!
12. mandrindra ( 26/04/2005 13:23)
matsiro be izany an!!!!
iza no mihinana ??
13. iartistika ( 26/04/2005 18:17)
miara homana!!
14. fijo ( 26/04/2005 21:39)
ndao ary fa kaly io ko
15. mamzelkely ( 27/04/2005 13:37)
zay dray reto vô nijery an ty fa azfd efa mazava amiko dôly fa merci :wink: fa mahidy biz'oroka dôly le namana sady kely le 2 fa tiko andefasana dôly nareo rht :D :D aleo omeko calin dôly ee!!! :-* :-* de zarazarao tsara an!!! :wink:
16. fijo ( 28/04/2005 22:29)
misaotra anao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598