Iza no mba mahay
1. lanto
(
15/03/2005 11:57)
Misy olona mitady tononkira dia ampidiriny avy hatarny ilay izy na dia tapany kely aza no fantany, avy eo vao hoe "dia izay ihany no haiko"
Misy ity forum ity ange hifanankalozan-kevitra e ! Ny hira efa feno no ampidirina ao amin'ny tononkira.
Ireto zany ohatra sao mba misy afaka manampy na mahatadidy :
1-(mpihira radonnestyle ?)
Bakoly sakaiza fahazaza
Bakoly manjakely
Elakelatrano anefa no mba tokontanintsika
Bakoly ravaky ny mpanana
Eeeeeee, bakoly akehakeha
(......)
de tsy haiko faraha misy mahay manohy ô!
2-
Tsy hay (Ambondrona?)
3-
Zanaka malagasy an'i Tiana hono :) Fihavanana angamba no tena lohateny.
....
Misaotra mialoha izay mamaly :)

répondu par HARILALAINA le 24/07/2005 15:30
2. sonwin
(
15/03/2005 15:13)
Misy hiran'ny ZAY izay ao amin tononkira ao misy tsy ampy, efa nilazako i mumu dia hoe hilazany ianao nefa toa mbola ilay diso ihany no hitako ao...
Fihavanana ilay an'i Tiana io ka..aleo fa raha tadidy dia alefa any sinon tsy alefa any.
Hiran'iza ilay Bakoly?
Fihavanana ilay an'i Tiana io ka..aleo fa raha tadidy dia alefa any sinon tsy alefa any.
Hiran'iza ilay Bakoly?
3. lanto
(
15/03/2005 20:19)
bakoly hono an'izany radonnestyle izany :)
Inona ilay hira tsy ampy izay ?
Inona ilay hira tsy ampy izay ?
5. fred
(
18/03/2005 00:56)
fijo:
nenambondrona koa misy diso le rasoa
ny tena mety de tonga de ampidironareo an'ilay sady marina no feno 'lay diso sy tsy ampy e! @izay mantsy mifanampy tsara. Merci ihany @ 'lay fanamarinana.
7. eisy
(
18/03/2005 08:19)
I radonné zao efa mitapy be eran'Ambohimanarina
Bakoly yeah yeah(2)
Zay nilaza azy ho any Californie
Elankelan-trano anefa no mba tokontanintsika...
Revy hyppie be ireny a!
Bakoly yeah yeah(2)
Zay nilaza azy ho any Californie
Elankelan-trano anefa no mba tokontanintsika...
Revy hyppie be ireny a!
8. eisy
(
18/03/2005 08:21)

9. eisy
(
18/03/2005 10:44)
I radonné zao efa mitapy be eran\'Ambohimanarina
Bakoly yeah yeah(2)
Zay nilaza azy ho any Californie
Elankelan-trano anefa no mba tokontanintsika...
Revy hyppie be ireny a!
Bakoly yeah yeah(2)
Zay nilaza azy ho any Californie
Elankelan-trano anefa no mba tokontanintsika...
Revy hyppie be ireny a!
13. lanto
(
10/04/2005 19:03)
Jenny,
Pourquoi douter, pourquoi penser
que je puisse t'oublier
Notre amour est trop vrai
Jenny,
Pourtant je suis loin
Mais je sais que demain
M'approche un peu de toi
Je vais te prouver
Tout l'amour que j'ai pour toi
La,la,la............
Tout l'amour que j'ai pour toi
Jenny,
Maintenant, je m'arrete
Je suis peut-etre bete
D'avoir ecrit ces mots
Mon coeur est si gros
Et pret à te donner
Tout l'amour qu'ai pour toi
La,la,la............
Tout l'amour que j'ai pour toi
La,la,la............
Oui tu es mon seule amour
Io koa nisy hira nadefa aty. Tsy eo ny mpihira sady misy tsy ampy :) Sao mba misy afaka mihaino azy any dia manitsy ?

16. lanto
(
11/04/2005 10:02)
iaristika> tena tsy fantatro ange io donestyle io e ! fa misy oul mitady tao am tononkira, nalefany ny tapany de io nataoko eo io.
domoiina> de maninona ? domoina sisa tsy ao ?
domoiina> de maninona ? domoina sisa tsy ao ?
17. iartistika
(
11/04/2005 15:32)
tary mpanao short jean mifinjifinjy kely zay lery io!bandy adala,mody adala hoy ny olona sasany..eny ambohimanarina eny..
20. HARILALAINA
(
24/07/2005 15:30)
iartistika:
tary mpanao short jean mifinjifinjy kely zay lery io!bandy adala,mody adala hoy ny olona sasany..eny ambohimanarina eny..
Ka raha ny fahitako anazy aloha dia adala . Nefa raha diniana dia manatraina ihany . Fa mahalala an'Ambomanarina. Aza omena tsiny fa vao2