FIRAISANA

1. Kalt ( 12/03/2005 14:43)
Tokony hafiriana aorian'ny fiarahana @ sipa no tokony hanao firaisana ara-nofo.Dia hangatahina ve ny fanaovana azy io sa tonga dia lasa izao :lol:
répondu par deghany le 29/08/2005 10:12
2. hery ( 12/03/2005 17:44)
I Kalt angaha tsy tafiditra atys amin'ilay resak'olon-dehibe?

Misy fanazavana misimisy ao... dinika manokana.

Jereo etsy amin'ny hoe Ny dinika - dinika manokana.
3. chipie1 ( 12/03/2005 19:46)
de mazotoa mandinika aza :lol:
4. mirana ( 13/03/2005 10:51)
mandinika sa miray?
5. iartistika ( 13/03/2005 12:23)
nga tena vraky be ny tsy ampy taona? :roll:
6. fred ( 13/03/2005 18:29)
andraso mandra-pamelatra e! Valala hono tsy azo raha tsy andrian'elika. Raha maika moa tonga de aza menatra fa angataho. Mahaiza fotsiny miresaka. Rehefa miaraka tonga tsy misy henatra.Sady zav tsara anie zany e!
7. blondin ( 16/03/2005 17:26)
Tsisy blem kosa izany e!
Marina izany ra-fred. Io indray aloha tsy dia misy fotoana fa rehefa miakatra ny hormone dia izay e. Raha ohatra moa ka tena tsy mahandry dia angataho am-pahatsorana fotsiny. Ataovy milay tsara fotsiny ny kozy dia mahalala oniny.
8. welie ( 16/03/2005 20:06)
Aleo mba tohizana ao @ilay forum ho an'ny olon-dehibe le resaka fa zà io manko tsy ampy taona ka manjary mangala-mijery eto kou! ;-)
9. fijo ( 16/03/2005 23:43)
welie io an.
kalt avy dia ataovy iny andro iny ihany ko,hiandry indray ve nefa hanao ihany
10. mandrindra ( 17/03/2005 09:51)
Marina ny anao rafijo, ny fotoana very tsy ho voahenjika.
11. katita ( 17/03/2005 09:57)
welie> ny taona ve no tsy ampy sa le "gabarit"?
12. Nananie ( 18/03/2005 16:19)
Hihihi mampime kely le fanontaniana. F'anga io misy daty ôtr'izany? Arakarakin'ny feelin ihany io. ary mand
13. Nananie ( 18/03/2005 16:23)
mandeha ho azy fa tsy misy anontaniana 'zany.
14. blondin ( 18/03/2005 19:06)
welie>tapeno ary ny maso :-$
15. iartistika ( 18/03/2005 19:23)
welie> ny v...no miady ko taona no hanontaniana :-D :-D =)) =))
16. cutie ( 18/03/2005 19:47)
marina ny an'i nananie
17. poupounesana ( 20/03/2005 07:19)
=)) =)) =))
18. mahefahely ( 24/03/2005 07:29)
ny ahy indray de tsotra e mitandrema ihany inareo tia anio firaisana io sao de vidina lafo fa ny fitiavana kitoza anie ka tsy hisangina loza e ka aza adino ny .........; eny e rhefa tonga ny foana hanaovana izany de mahazotoa e fa zavatra tsara anie io sady mahalasa vinany rahfa t.... iny le ..... de mhazoto e wilie tandremo sao de ....
19. fijo ( 30/03/2005 20:51)
reveo arakarany eo e.raha somary miraikitra izy dia aza terena fa alaivo mora eo ihany
20. Touty ( 31/03/2005 11:08)
Io letsy arakaraky ny degré-n'ny fitiavanareo iany a! sy lé oe in marina no tena tadiavina, misy mantsy ny ol tena mitady fitiavana misy ny sasany mitady ... fotsn. Kôpy elà?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2621