Fitsipi-pifehezana

1. hery ( 07/03/2005 18:17)
Fampatsiahivana.

Talohan'ny nidirantsika ho namana dia nisy fitsipika izay nasaina nekentsika. Ny eto amin'ny forum ihany koa dia misy fitsipi-pifehezana izay arahina.
Nandalo fanovana teknika teo ho eo ny forum ka nandeferana be dia be ny tsy fanarahana ireny fitsipika ireny. Ity hafatra ity dia fanentanana antsika hanaraka izany fitsipika izany mba hampirindra ny fifandraisana.

Ny fitsipika efa nitondra ity forum ity hatramin'ny niandohany dia azonao jerena etsy amin'ny fanoroam-pejy misy hoe Fitsipi-pifehezana. http://serasera.org/forum/index.php?rub=policy

Nahitsy sy nampiana io androany 07/03/2005 mba hifandrindra amin'ny toetr'andro.

Misaotra antsika rehetra.
Hery
"Tsiky dia ampy"
répondu par Manon le 08/03/2005 16:31
2. booboo ( 07/03/2005 18:22)
zà niverina nanisa oe aiza moa zany lé "teboka 5" @ andalana 3 :-D :-D
3. hery ( 07/03/2005 18:24)
andininy fa tsy andalana kah :-) (na article)
4. Manon ( 08/03/2005 16:31)
hery: vo namaky ny fitsipika zany zah ka nefa zah nadefa tantara 2 @ "antson'ny fo" en français ka magataka zah zany ba alao ao reo tsinouna so de mapisy oulana @ sika namana retsa tsinouna tsiky de ampy de misotsa kou.Aleou iany samy teny gasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1954