Terrorism
1. intelligenzia
(
23/02/2005 12:57)
Misy endriny roa karazana ny terrorisma hita teto Madagasikara dia ireto avy
1) Terrorisma asa fa tsy kabary: fanapoahana tetezana sy lalana, barazy
2) Terrorisma misoko mangina miampy taim-bava: famonoana amin'ny hanohanana, fandrahonana fanapahan-karama
:-D
1) Terrorisma asa fa tsy kabary: fanapoahana tetezana sy lalana, barazy
2) Terrorisma misoko mangina miampy taim-bava: famonoana amin'ny hanohanana, fandrahonana fanapahan-karama
:-D
répondu par cutie le 18/03/2005 19:42
2. cutie
(
23/02/2005 13:05)
Terrorisma misoko mangina miampy taim-bava: famonoana amin'ny hanohanana, fandrahonana fanapahan-karama
Io ve de ao anatin'ny lazaina we terrorism , ry intelligenzia????
Io ve de ao anatin'ny lazaina we terrorism , ry intelligenzia????
3. intelligenzia
(
23/02/2005 22:14)
terrorism = fampihorohoroana
- Tapahako eo ty karama kely an! :-D
- Gadraiko eo raha tsy avela hividy "actions" ao amin'ny orinasanao aho an
- Tsy avelako mamokatra eo ny orinasanao an.
- Gadraiko raha mitady hanohitra fa henoko daholo ny telephone an :-D

4. cutie
(
23/02/2005 22:57)
fampihorohorona am-bava fotsiny reo ry intelligenzia.
Sa efa nisy violence??
Sa za no tara be e . lollllllllllllllllll
Sa efa nisy violence??
Sa za no tara be e . lollllllllllllllllll
5. fijo
(
23/02/2005 23:36)
o leti a,misy porofo daholo ve ireo lazain'ialahy ireo fa toa tsy mampino.
8. mangakely
(
24/02/2005 05:12)
Ny zavatra azo ambara sy lazaina aloha dia efa anjakan'ny terrorisme mihitsy i Madagascar raha tsy mijery hafa tsy ireo voalaza teo ambony ireo . Zavatra marina daholo ireo.
9. cutie
(
24/02/2005 13:14)
Rehefa misy zavatra tsy mety ve de atao we terrorism fa nareo kou . tsssssssssssss
12. poety
(
24/02/2005 13:54)
Eisy e ra-teraorista
Loza noho ny sosialista
Mitady hanjakazaka ela
Nefa dia mivadi-dela
Miala any ramatahora
Sefobe an'Antanimora
Tsy azo atao hono ny mitokona
Refa tsisy fika 'ntsony i sokina
Ny radio tsy azo itenenana
Sao t... vao hanenenana
'Ze mba miresaka voatory
Mpanao jadona masosotra :-D
Ny sarah-babem-bahoaka
Tsy mikaly ary tsisy laoka
Girenady atao mipaopaoka
Nefa dia tsy mampitsaoka
Loza noho ny sosialista
Mitady hanjakazaka ela
Nefa dia mivadi-dela
Miala any ramatahora
Sefobe an'Antanimora
Tsy azo atao hono ny mitokona
Refa tsisy fika 'ntsony i sokina
Ny radio tsy azo itenenana
Sao t... vao hanenenana
'Ze mba miresaka voatory
Mpanao jadona masosotra :-D
Ny sarah-babem-bahoaka
Tsy mikaly ary tsisy laoka
Girenady atao mipaopaoka
Nefa dia tsy mampitsaoka