Vonjeo...
1. cheboman
(
15/02/2005 19:27)
... fa nitelina fantsika i Lita e!
Dia nikotaba teo ny eran'ny trano samy nitady hevitra
- Hitako ny hevitra ry dada, hoy i Benaivo zokin'i Lita
- Ahoana?
- Asaivo mitelina maritoa izy, mba handona ny fantsika hivoak'e! - …!!
=)) :-D
Dia nikotaba teo ny eran'ny trano samy nitady hevitra
- Hitako ny hevitra ry dada, hoy i Benaivo zokin'i Lita
- Ahoana?
- Asaivo mitelina maritoa izy, mba handona ny fantsika hivoak'e! - …!!
=)) :-D
répondu par loum le 17/04/2005 17:06
6. iartistika
(
16/02/2005 16:21)
De asiana rondelle rehefa tafavôka ary,de de fatorana fingotra mba tsy handratra olona.....
7. sweetpastry
(
16/02/2005 17:53)
ary le maritoa ho aiza ? nga iny hijanona eo ambony eo? hihihi =))
8. iartistika
(
16/02/2005 19:29)
Le maritoa,le tahony hazo iny ihany no tafavoaka fa le vy tsy maintsy atao sezarenina vao afaka kleaza ah!
16. moi
(
24/02/2005 10:44)
Tokony tandramokotra no nasaina nateliny, fa za mbola mila mampiasa maritoa ...
Za kosa klou tsy hampiasa iny maritoa iny tsony e !
Aleoko mividy.
Za kosa klou tsy hampiasa iny maritoa iny tsony e !
Aleoko mividy.