mampinono en public

1. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:48)
mampihomehy mahalasa eritreritra:

Raha any madagasikara raha hoe mikonaina ny zanakao ka na eny ampovoan'analakely aza dia avoaka ny nononao de omena ny zaza.. de normale be! tsy mikorapaka ny olona

Fa raha aty Ivelany dia na encouragen-dry zareo aza ny oe tokony hinono @ nonon-dreniny ny tsy hahita ianao hoe iny fa ampiseho be any anaty metro ny nonon dreniny dia ampinonoina ny zana-bazaha ! raha misy aza izany dia mikorapaka be ny olona hoe outrage e sns!


Ny mifanohitra amin'izay anefa no miseho vao miala le hoe "zaza" ao anatin'io "facts" 2 ireo!

Ny gasy tsy sahy mampiseho ny nonony amin'izao en public, ary raha mampiseho aza dia fahamenarana be eo @ mpiara monina,

fa raha ny vazaha dia apiseho be @ decolete , topless sns! dia tsy mikamenina ny mpiara monina!

Fa ahoana mihitsy ary!
mampiheritreritra e?
Misokatra ny adihevitra!
répondu par cocorie le 18/08/2005 08:34
2. kinaoly ( 12/02/2005 16:10)
ngô de ny primauté anle zavatsa no tsy mitovy eo amle fiarahamonina anaki2 : any ivelany de esthetika kalou ny nono vao sakafonjaza (humm)-de sahiny avôka hojerijeren'ny hafa- sady lazaindry zareo fa tsy izienika koa hono ny mampinono eny @ toerana be olona-, fa ny aty amintsika kosa sakafonjaza alou io vao natao hojeren'ny hafa, sady mbola pudik kou alou (just a little sisa) ny vhv refa aty dago e, fa refa lasa any ivelany any de tô manaraka ny fekanjo any ny efarany :°)
3. vegas ( 12/02/2005 19:19)
aleo ny manana nono no hamaly klou e!
4. iartistika ( 13/02/2005 12:10)
vegas:

aleo ny manana nono no hamaly klou e!


Ity le tonga @ fitenenana hoe:Minonoa fotsiny ihany!
5. majakely ( 14/02/2005 10:54)
izaho indray mihevitra hoe arakaraky ny fomban'ilay reny hampinono an-janany io ...Raha toa izy ka tsy misy eritreritra hafa noho ny hoe hanome sakafo an-janany izay noana ;;;;ataoko fa tsy misy olona hahatsapa tena hoe voaloto ,fa raha toa ka mivakavaka mijery atsimo ,sy avaratra no matahotahotra raha vao jeren'ny olona izy mampinono an-janany dia toa ireny no manafitohina araky ny fahitako azy !parce que ce n'est pas spontané...Asa aloha ny fahitany sasany azy fa misyankizivavy iray ohatra manao zipo fohy dia sarika daholo ny maso hitsikilo nefa ny raha mandeha eny amin'ny plage ny olona rehetra manao klaoty kely tsy misy taitra ny olona !!
:-D
6. fijo ( 14/02/2005 22:05)
ka io le koltora,ny antsika ny zaza aloha ,ny aty ny vatana aloha dia izay le mahasamy hafa azy
7. booboo ( 15/02/2005 11:29)
8. Ramaso ( 16/02/2005 05:44)
nono nono foana na sakafon-jaza na bol ringiby e
9. iartistika ( 17/02/2005 16:05)
Tsy aleo ve le nono omena an'le zaza na en public aza,toy izay ataon'ny dadany miklepaka mitsy ny ilany rehefa raikitra ny zay dada... :^)
10. intelligenzia ( 18/02/2005 04:51)
iartistika> de ity zany ny an'i dada?
11. Ramaso ( 18/02/2005 18:26)
nono nono foana hoa e
12. iartistika ( 18/02/2005 20:23)
ny an'i papa james io eh!
13. pitchou ( 21/02/2005 19:48)
efa novaliako teto fa tsy hita ze nalehan'ilay valiny e!
14. ikaretsaka ( 21/02/2005 23:56)
nandalo ny mpiasan'ny voirie hono e
15. naritsimba ( 22/02/2005 06:16)
Tsy misy mahamenatra ny mampinono imasom-bahoaka fa anjaranao tompon-janaka io.
Eto Madagasikara ange ny nono no sakafon-jaza voalohany fa ny any am-pita kosa dia atao izay tsy hampinonoana fa sao maha ratsy bika.
Dago> nono=sakafon-jaza
fa ny firenen-kafa> bika aman'endrika aloha vao nono

Jereo tsara ange ireo olo-malaza any am-pita e, sahirana mihitsy vao mahazo zaza fa aleo aloha ny bika aman'endrika vao taranaka.
Asa inona loatra re eh?
16. cocorie ( 18/08/2005 08:34)
Ny nono ranga natao hampinona zaza matoa misy ranony fa raha mbola tsy misy de natao ho haingombatana a! ampiderao rehefa misy ranony de ataovy maka fanahy fotsiny refa tsy misy.:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2383