ny ampitso
1. yrhinas
(
12/02/2005 13:44)
de ny ampitso tsy fantatra no andeha ho lazaina ; ny ampitso ve? tsy inona akory fa ny fahafatesana ; manaiky ve raolombelona sa mbola hiserana fotsiny ihany ; de inona ary no tokony hatao ???
répondu par fijo le 16/02/2005 22:39
2. ikaretsaka
(
12/02/2005 14:08)
aza manahy ny ampitso! hozizy ilay olona izay!
un jour a la fois!
dia rehefa tonga ny convocation de lasa fa tsy afaka miady varotra na 1 segondra aza e
de rehefa maty de alevina!
fa alohan'izay kosa mba misy fotoana hi revena hoe ireto aby ny vitako... hmmmm tsy ratsy ihany ny fiainako izany!
fa raha convoque nefa hoe .. tena noooofa be izy zany de!

4. yonikafopl
(
12/02/2005 17:37)
ny androany ihany aloha, ny ampitso tsy anjarantsika ny misaina sy mihevitra izay ho fihaviany.
5. maditra
(
13/02/2005 01:45)
Marina ny an'i Yonikafopl izay. Maro ny zavatra ataontsika hitsinjovana ny ampitso fa tsy tokony atao hampijaly saina loatra izany surtout moa ny resaka fahafatesana.
6. eisy
(
14/02/2005 08:25)
Na iza na iza tsy maintsy ho faty daholo fa aza miheritreritra an'izany e! rehefa tonga izay andro izay atrehina
Mitsiky foanan deny mbola velona
Mitsiky foanan deny mbola velona
7. yonikafopl
(
14/02/2005 19:13)
torohevitra ny ahy we, mifankatiava ihany dieny mbola anio fa ny ampitso tsy fantatra izay ho fiaviny.
8. zakilinina
(
14/02/2005 21:05)
Marina ny an'i yonikafopl : "mifankatiava ry velona fa ny maty aza te ho maro".
9. fijo
(
14/02/2005 23:07)
hoy ny hendry tatsinana hoe:"mahaiza miaina sy manka fy ny anio sy izao,fa ny rehefa avy eo ho hita eo ihany."
12. razamble
(
15/02/2005 22:18)
Misy fiafaràny ny zava-drehetra.
Misy zavatra velona be. Rehefa ho faty iny izy dia manahirana indray ny mamelona azy.
Misy zavatra velona be. Rehefa ho faty iny izy dia manahirana indray ny mamelona azy.