mamorona siteweb
1. jeff
(
09/02/2005 13:26)
Te hanao site momban'ny evangelisation sy ny conversion ny tenanay ka mila torohevitra amin'ireo
namana mpino.
ny Cadre dia efa vita fa ny contenu no tena mamaky ati-doha

répondu par jeff le 02/04/2005 12:09
2. jeff
(
09/02/2005 13:28)
Tsy voatery ho mpino anefa ianao fa afaka manome sosonkevitra ihany dia misaotra mialoha (l)
3. jeff
(
09/02/2005 16:40)
lasa ary @ fivavahana ny valin'ilay zavatra
fa raha manakevitra ianao dia mba manohana
ny valin-teny any misaotra betsaka (l) (l) (l)

4. Miarantsoa
(
10/02/2005 15:31)
Anisan' ny zavatra mahafinaritra izany hataontsika izany !
Manohana izahay !
Ny soso- kevitro izany dia izao e :
ary raha hasiana takelaka koa natokana ho an' ny hai- soratra momba ny fivavahana sy ny fiainana Kristianina ? Anisan' ny endrika lehibe iray isehoan' ny asa fitoriana koa manko ny asa soratra ;tsy voatery ho tonokalo ihany : ao koa ny sombin- tantara sy ny sisa !
Asa raha azo raisina !
Fiadanan' i Tompo anie ho amintsika ! Amen !

5. Miarantsoa
(
12/02/2005 14:45)
Azonao koa ohatra asiana karazana fampianarana ka tsinjaraina ho karazany telo: sokajy ankizy, tanora , lehibe,
Sehatra natokana ho fankaherezana ny lehilahy ,natoknana ho an' ny vehivavy...
Pejy natokana ho an' ny tononkira koa ( ara-pilazan-tsara mazava ho azy )ka misy karazany roa koa : hira vahiny, hira malagasy...
be dia be ny azo atao mba itorian' ny vaovao mahafaly e; fa tsy haiko hoe sérieux ve ity zavatra ity sa ahoana ?
Misaotra!

6. DotMG
(
15/02/2005 16:05)
Tsara faritana aloha ilay hoe Mpino, kristiana sa silamo, fiangonan-dehibe sa sekta?
Tsara aseho mazava ny tianao hangatahana fanampiana. Raha ny tokony ho izy aloha dia ny votoatiny no anao ny hevitra fa ny endrika sy ny fanamboarana azy no azo anampiana anao fa tsy ny mifanohitra amin' izay.
Tsara koa raha asehonao ny toerana ahitana ilay sehatra (url).
Work hard at whatever you do! (Ecc. 9. 10. CEV)

7. jeff
(
24/02/2005 10:02)
Misaotra namaly ny hevitra. Izy ity dia fivavahana
kristianina ary rehefa tena namaky Baiboly aho dia
tsapako fa tena tsy ampy raha EVANGELISATION ihany
fa ny Baiboly iray manontolo satria tsapako, fatako
t@ ALALANY fa betsaka ny olona tsy mahafantatra azy.

8. jeff
(
24/02/2005 10:04)
I Jesosy Kristy.
Izaho dia katolika.
Stagiaire en informatique .
Misaotra t@ ny torohevitra.
Izaho dia katolika.
Stagiaire en informatique .
Misaotra t@ ny torohevitra.
9. jeff
(
31/03/2005 14:48)
Dia faly manoratra ity hoa anareo izy maharay
ity ary manasa hijery ny url http://perso.wanadoo.fr/bible.homme
mitady critique .

10. Lyle
(
31/03/2005 15:13)
Azafady indrindra: ahoana no tokony hatao raha te-hamorona site ahy manokana aho ? Dia misaotra mialoha
11. jeff
(
02/04/2005 12:06)
misy karazany maro ny fitaovana azonao ampiasaina
*Inona no sita tianao hatao
*Inona no sita tianao hatao
12. jeff
(
02/04/2005 12:09)