fivavahana @ soavaly, finoana soavaly....

1. felampaiso ( 08/02/2005 11:15)
maraina ny andro dia samy miala ao an-tranony avy izahay sy rafilipo mivady ,isa-maraina dia mifandrangitra foana satria ny anton-dian'izy mivady dia hilahatra atsy @ kiosque fangalana torohevitra @ course soavaly, izao no lazainy :" tsy maintsy mahazo indray andro any @ ity pmu ity é ! ny soavaly no hivavahana , ny soavaly no hinoananay hahatafita @ fiainana é! "(( dia izaho no variana satria tsy mitsahatry ny mihamahantra foana izy mianakavy na dia efa ampiana matetika aza...)mampatahotra ahy ny ho tohin'ny fiainan-drizareo na dia mijery horoscope isan'andro aza izy satria mino ny voalazan'ny horoscope...
répondu par dadabe le 23/02/2005 13:39
2. xxx ( 09/02/2005 13:39)
Dia mividy labiera dia migoka,
azo lazaina hoe mitaingi-tsoavaly :*
3. sahary ( 10/02/2005 04:18)
L'espoire fait vivre les imbeciles ! ^:^ ^:^ ^:^
4. fijo ( 11/02/2005 05:26)
marina na ny espoire amin'andriamanitra aza dia ratsy.
5. Ramaso ( 14/02/2005 03:21)
le kofiboay teo akaikinay t@ tany Comores aza mivavaka @ akoholahy.. dia jerena hatramin'ny vitessen'ny rivotra fa "mora ditsoka" hono ny akohony raha de face ny rivotra!
6. yonikafopl ( 14/02/2005 20:22)
fa tena marina ity fa misy namako indien zay , mivavaka @ omby zareo de tsy mihinana omby fa reny hono ny Atra.
7. ikaretsaka ( 14/02/2005 22:25)
ko misy koa aza ny olona any atsimo koa vao mahita skatra dia miondrika be sy mitsaoka fa ireny koa hono ny razany!
8. dadabe ( 20/02/2005 08:39)
any @faritra atsimo kou misy mivavaka @vodi-kily(voamadilo),dia manao fanopoampivavahana eo ampototr'ilay hazo eo r'izareo,
aty chine indray dia misy mivavaka @sary namboarina(sarivongana)dia manatitra paoma sy voasary eo r'izareo.
yonika>@indien dia inoan'izy ireo fa ny omby vavy no mamelona ny zana'olombelona dia izany no hanajan'izy ireo ny omby vavay ary tsy mamono an'iny mihitsy izy,tao @mosquee iray tao Goujarat(ahmedabad)misy an'ilay temple antsoina hoe:Achshardam dia misy soratra hoe "protect our cow"izany hoe manome rakitra ,mandatsaka rakitra ho an'ny omby vavy (l)
9. ikaretsaka ( 20/02/2005 22:56)
ny ahy ny hitako de mivavaka @ lolo (papillons) ilay karana fa ry zareo moa mino ity reincarnation ity de lolo hono ry zareo taloha
10. dadabe ( 23/02/2005 13:39)
hahahah =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1011