AmbondronA foana e!!!

1. reallibee ( 08/02/2005 05:00)
:D Fantatrareo v fa andé anao fampisehoana any ivelany ry AmbondronA @ iny volana martsa oavy iny? Efa akaiky lé izy fa ry zalahy tsy miteniteny o! Sahirana @ fikarakarana visas angamba koa!!!
répondu par fijo le 08/03/2005 21:34
2. fijo ( 08/02/2005 23:47)
toa handalo aty marseille ry zareo ka,ny 05 martsa
3. youp ( 11/02/2005 08:07)
reallibee:

:D Fantatrareo v fa andé anao fampisehoana any ivelany ry AmbondronA @ iny volana martsa oavy iny? Efa akaiky lé izy fa ry zalahy tsy miteniteny o! Sahirana @ fikarakarana visas angamba koa!!!



:?: mba omeo fanazavana fanampiny @zany vaovao lehibe zany zay ry zalahy a!!
4. youp ( 14/02/2005 12:10)
serieux ve zany hiampita zany ry zalahy??mba omeo vaovao zay e!!
5. fijo ( 14/02/2005 22:43)
aty marseille izy ny 05 marsa fa ny toerana sasany tsy haiko
6. ikaretsaka ( 14/02/2005 22:47)
fijo> de jerijerevo any fa mety any izany i mumu sy modeste
7. fijo ( 15/02/2005 22:19)
avy de vita mahia aty ramody kle
8. EMIN3M ( 28/02/2005 13:52)
So ihany fa tsy lavitra ny misy anay ny marseille,ka lasa izao eee!!!
Efa ela ihany io no reko,ka tena tampakevitra ny bandy tsy maintsy gôôôôôôô!!!!!!
9. bogosssy ( 28/02/2005 13:57)
Aty @ florida palace io no masaka eee!!!
Dia tongava dia any mifanena eee!!!!

10. EMIN3M ( 28/02/2005 14:08)
fijo:

aty marseille izy ny 05 marsa fa ny toerana sasany tsy haiko



Azy zany mifankahita ee!!!!!
any koa anga ela no mipetraka?
11. mumu ( 28/02/2005 20:41)
ikaretsaka:

fijo> de jerijerevo any fa mety any izany i mumu sy modeste


tssssss!!
12. fijo ( 28/02/2005 22:16)
amin3m ie aty aho ka.
mumu vita mahia aty iny fa ataovy ary
13. mumu ( 02/03/2005 13:00)
fijo za hiaraka am'se ka! ataoko inona zany modeste zany!!
14. fijo ( 02/03/2005 23:13)
hay mumu je t (l)
15. xxx ( 03/03/2005 08:15)
tanjemo sao tratra ny paparazzi mpaka sary antsokosoko any aza refa miaraka an ! :-P
16. fijo ( 08/03/2005 21:34)
maty ela ry papan'i razy raha maka anay an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532