I Ra8 hanome raozy an'i Celine @ St Valentin

1. tstsn ( 07/02/2005 23:06)
Dia ahoana hoy ianareo raha iny hono Ra8 mandefa raozy tena milay be ho an'i Celine Ratsiraka amin'ny Valentin ?
répondu par tranokely le 11/04/2005 14:42
2. hery ( 07/02/2005 23:36)
Ary raha i Charles mandefa raozy tena milay be ho an'i Voahangy? Tsy dia hitako hoe nahoana no voatery hiavaka be i ra8 sy celine.
3. ticon ( 08/02/2005 00:22)
hery> reo tsinona ngamba misy itovizany.

ny iray Décagôna moa ny iray Tikôna.
samy mpanome bourse d'études extérieur
samy...manana ronono :/ :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. maditra ( 08/02/2005 00:35)
Eritreritra mandalo marina ny anao ity ry tstsn! Izay fotsiny.
5. ikaretsaka ( 08/02/2005 01:08)
ary raha avadika indray de i i Rajamba no manome raozy?
tena mety tsy raozy ny entiny fa songosongo le =))
6. fi ( 08/02/2005 09:07)
dia Ratsiraka izany manome raozy an'i LalaoRa8 e! :^)
7. dadabe ( 08/02/2005 10:41)
Dia ahoana hoy ianareo raha iny hono Ra8 mandefa raozy tena milay be ho an'i Celine Ratsiraka amin'ny Valentin ?

de hoy aho hoe raikitra zany kle hihihi :D (l) :-*
8. xxx ( 08/02/2005 10:45)
dadabe nga tsy andefa raozy ? =))
9. booboo ( 08/02/2005 12:59)
ikaretsaka>wouahahahahahaha :roll: =)) =)) =))
10. ikaretsaka ( 08/02/2005 13:53)
booboo> kozy e.. iny hono ratsy fa mandeha any @ mme lalao avec songosongo
dein .. eeeeew!
11. fijo ( 08/02/2005 23:34)
aleo ry zareo hifanome raozy fa ny pokona mila vary e
12. maditra ( 09/02/2005 19:25)
Je dirais meme plus fijo: ny pokona mila vary fa aleo ry zareo hifanome raozy. :(
13. fijo ( 09/02/2005 21:03)
izay mantsy.ny azy ny tsilon'ny raozy no tadiaviny fa ny antsika vary hoanina
14. yonikafopl ( 10/02/2005 13:37)
=)) =)) hihiii eo de manonofy ampi toerana eo doly tsss
15. fijo ( 10/02/2005 22:38)
ka noana ko
16. zakilinina ( 14/02/2005 21:06)
Resaka tsy miady izy ity :
Ramatoa Bush ve hanome raozy an'i Sadama ?
17. ikaretsaka ( 14/02/2005 22:28)
possible a
18. fijo ( 14/02/2005 23:12)
inona ny olana kay razaky.enao ve tsy hanome raozy an'i besoin?
19. zakilinina ( 15/02/2005 22:21)
Fa in-ko moa i besoin ry fijokely ?
20. fijo ( 15/02/2005 22:56)
ka ary ambadika ary izy toa hoe sipanao ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2611