Mila komentera

1. nikopol ( 27/01/2005 09:23)
Savoir où vous voulez aller, qui vous voulez devenir, c\'est votre meilleur atout.

.....
répondu par Ramaso le 05/02/2005 06:04
2. kinaoly ( 27/01/2005 10:58)
je veux aller chez moi et devenir moi-même :^)
3. booboo ( 27/01/2005 11:15)
refa mahafantatra an\'ireo tsinn dé hay tsara oe zao avy zany zava-kendrena ahatratrarako ny tanjona napetrako teo @ fiainana ( fianarana, fitiavana, fanatanterahana andraikitra etc ). Raha tsy zay dia mitovy @ ilay hira \" miriorio foana ny angidina \" iny.
4. ikaretsaka ( 27/01/2005 15:27)
rehefa hain\'ialahy ny tian\'ialahy aleha, na hain\'ialahy hoe te ho izatsy sy zaroa ialahy. nefa nohon\'ny desting de lasa lalankafa no nalehan\'ialahy na lasa tsy ilay noeritreretin\'ialahy ialahy dia tsy mety io atout io!
5. chipie1 ( 27/01/2005 15:45)
kinaoly > :-D
6. booboo ( 27/01/2005 16:54)
ikaretsaka>dé tapi-dalan-kaleha ve ?
7. ikaretsaka ( 27/01/2005 18:01)
de lalankafa no izorako hozizy ilay tononkira izay ka..
8. fijo ( 27/01/2005 21:53)
fa alohan\'ny ahalalana hoe aiza no tiako aleha dia fantaro aloha hoe \"avy aiza aho\"
ny olana amin\'ny gasy aty ivelany dia io tsy fahalalana ny fototra momba azy io,hany ka mora voarebirebin\'izao miseo rehetra izao.dia lasa tsy hay intsony izay tena tiana hatao sy halefa fa lasa \"manaraka lamaody \"fotsiny hoy ny fitenenana izay
9. booboo ( 27/01/2005 22:07)
zay mitsy ! na eo @ lafiny fiainana andavan\'andro aza dé marina io
10. kamovavy ( 27/01/2005 22:12)
marina ny an\'i fijo. efa dingana lehibe aloha ny fahafantarana izay nihaviana dia ny ho aleha sns miandalana hatrany. Hoy foana ny olon-dehibe any amintsika hoe \"olona tsy fanta-pototra iny akory\" ! Rehefa fantatrao ny fototra nihavianao dia tsy very mihitsy ianao ary tsy azon\'iza n\'iza hosena fa sahy mijoro @ maha izy azy, dia eo ilay hoe \"devenir moi-mm\" araka ny tenin\'i kianoly. Somary mampimé angamba nefa tena misy akony be @ fitondra-tenanao sy ny fiainanao iray manontolo. Dia izay indray no mahatonga ilay hoe \"qui vous voulez devenir\"...
11. chipie1 ( 29/01/2005 13:28)
marina nge io tenenininy i kinaoly io e, :wink:
12. fijo ( 31/01/2005 23:11)
mivadika nga ialahy?
13. kinaoly ( 01/02/2005 06:29)
chipie1> hihihi hita wa akia kou :-*
de ny ny we avy aiza hono za de zaou ny valiny je viens de chez mes parents
14. mihanta ( 01/02/2005 10:11)
d avy aiza ny parents njiko
15. kinaoly ( 01/02/2005 19:20)
oups bonne kstion mihanta , njaso tenenikou dada sy neny hamaly an'io ato @ forum azany :D
16. mihanta ( 01/02/2005 22:17)
kinaoly d antsoina kou ry dadab avy eo,sy ny razana rehetsa hihihihi
17. fijo ( 01/02/2005 23:06)
dia mifampiantso eto e
18. kinaoly ( 02/02/2005 11:14)
ieee njasou fa mbola panne ny vatafentsouna :lol:
19. mihanta ( 02/02/2005 13:16)
tapaka kou ny courant taty d tapaka ny fifandraisana
20. sechat ( 02/02/2005 14:50)
kinaoly "je veux aller chez moi et devenir moi-même"> tena zay mitsy :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2897