Tononkira - izay afaka manampy

1. miarina ( 26/01/2005 15:54)
Mitady ny tononireto hira roa manaraka ireto aho izay mba afaka manampy ka hafka manome :
- Babo : aina et tovo j\'hay
- Hery iray na hira iray : Tana in Love

Misaotra mialoha
répondu par fijo le 02/02/2005 22:33
2. mihanta ( 26/01/2005 18:23)
tena mba tsy arako njay zany hira zany,le tana in love haiko kely fotsiny .
soa raha ny asany
zay ihany.. :-D
3. fijo ( 26/01/2005 21:37)
tsy misy haiko e
4. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:03)
ao @ fihirana /na cahier de chant page fahafiry iznay ry reto??
5. mihanta ( 26/01/2005 22:37)
hery iray zay nanananananan tsy tadidy ,henoy ao ma RVG fa misy ao
6. fijo ( 26/01/2005 23:57)
maharaka an
7. lanto ( 27/01/2005 07:26)
hery iray azo antoka
hampitony ny alahelo
hamafa ny tomany
......
hery iray izay mampitia ny tsy mitia :lol:

Misy hery hafahafa ... (hay iny hafa indray)
8. mihanta ( 27/01/2005 08:22)
miarina io hery io le nampiverina anlà teto an. :-*
9. kinaoly ( 27/01/2005 10:57)
hery iray izay tonga lafatra
mahay mamitrana izay misa(ma)raka
de @manaraka ny tohiny :^)
10. miarina ( 27/01/2005 14:08)
Refa mba serieux ny olona de laozany sasany manadala indray mantsy a ...
Ny marina tsy izaho no maharaka fa misy namako \"akaiky\" be mba te ahalala ny tonoyny

Ampio ryreto a
11. kinaoly ( 27/01/2005 18:43)
oups fa nga tsy misy an\'io ao @ tononkira serasera ? :(
12. yonikafopl ( 27/01/2005 19:09)
le babo toa mbola tsy naheno an\'io za kle!
euhhhh
Soa raha ny asany,
Tsy fihantsiana no ambarany
Sarobidy ny aina atolony.
Tsy ho resy lahatra,
mahagaga ny heriny....

Hery iray izay tonga lafatra,
Hery iray izay mampitia ny tsy nitia\'
Hery iray mandrava ny olana,
Mahay mamitrana izay nisaraka...
Hery iraaaaaay azo antoka
hampitony ny alahelo
hamafa ny tomany
hery iraaaaaaay tonga lafatra
hanolotra fitia, sy hafanana ho anaaaaaaao

otraotran\'izay ilay tonony haiko ry miarana, asa na mbola misy na ahoana fa rehefa tadidy de iverenana kely, za io sady mihira ihany :-P
13. mihanta ( 27/01/2005 21:29)
miarina raha miara mihira amiko elà d haiko io :-D
14. fijo ( 27/01/2005 21:31)
tairo ny duo e,fa hira ihany ry mihanta an
15. mihanta ( 27/01/2005 21:33)
iza no hi duo,miarina v? sa iza
16. yonikafopl ( 27/01/2005 23:16)
trio ngamba mety ry fijo a de njy , mihanta ary miarana :-P
sa fijo sy mihanta ihany? :wink:
17. miarina ( 28/01/2005 10:06)
dia misaotra anareo rehetra rehetra namaly aza koa ... voa indray enao ry Mihanta fa le efa misy olona hanao Dua amiko aminio (mahaiza mionona .... indrisy ry fiainana)

dia mamerina ny fisaorna ho anareo retra namay e ... mety ho azoko ato ho ato ihany le tonony ka
18. fijo ( 31/01/2005 22:20)
yonika ie zay sy mihanta
19. mihanta ( 01/02/2005 10:26)
fijo omeo lay feo aza
20. fijo ( 01/02/2005 23:29)
ouinnnnnnn izay le izy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1935