mitady tononkira
1. kamovavy
(
24/01/2005 22:18)
sao dia mba misy manana ilay tononkira hoe : \"be ny ditra natao, ka mifona aminao, fa tsy hamerina intsony...\" ianareo ? Misaotra mialoha.
répondu par loving le 23/03/2005 10:20
2. fijo
(
24/01/2005 23:17)
hira tamin\'ny taona 70 tany izy io ka izay mahatadidy dia samia manome sombiny izay tadidy
3. tafita
(
25/01/2005 10:57)
Be ny ditra natao , ka mifona aminao
Fa tsy hamerina intsony ,ny hadalana
Dada malala o , .....
Hatreo no tadidiko fa ny feony haiko , ary ny tonony kosa de tsy tadidiko intsony fa le feony no tadidiko hoe
La la la la la la , laaaaa la la la la ala
de izay
Fa tsy hamerina intsony ,ny hadalana
Dada malala o , .....
Hatreo no tadidiko fa ny feony haiko , ary ny tonony kosa de tsy tadidiko intsony fa le feony no tadidiko hoe
La la la la la la , laaaaa la la la la ala
de izay
4. kamovavy
(
25/01/2005 11:20)
tafita > misaotra fa ohatran\'ny tena réko ery enao manao lé oué la la la laaaa.. :-D
fijo > misaotra anao manohana
fijo > misaotra anao manohana
5. mihanta
(
25/01/2005 12:59)
ka mifona aminao
ty zanakao
nanao ditra tokoa nefa fay zao fa voa
k tsy hamerina intsony
ny adalana
zay nigagana
k nandao anareo ty zanakareo
mahatsiaro fa nania zay natao
k tsipak\'ombalahy
no nahavoa ahy
hany ka fay
hatreo alou
ty zanakao
nanao ditra tokoa nefa fay zao fa voa
k tsy hamerina intsony
ny adalana
zay nigagana
k nandao anareo ty zanakareo
mahatsiaro fa nania zay natao
k tsipak\'ombalahy
no nahavoa ahy
hany ka fay
hatreo alou
6. rteen
(
25/01/2005 15:49)
Manaôna daôly
Ny tarika \"Ny Vahine\" no mpihira azy ary tany @ taona 70 tany tokoa angamba ilay hira. (mbola tsisy hirany voasoratra ato anaty Serasera.org). Angamba haiko hatramin\'ny farany:
Be ny ditra natao
Ifonako aminao
Ka tsy hamerina intsony
Ny hadalana \'zay nigagàna
ka nandao anareo \'ty zanakareo
Nanao ditra tokoa
Fa tena fay \'zao fa voa
Ka tsy hamerina intsony
Amin\'ny hoavy Dada malala ô
Ka mifona aminao ity zanakao
Nahatsiaro fa nania \'zay natao
Satria nanenjika ahy ny fakam-panahy
Namaivay
Nahatsapa fa nandà ny anatrao
Fa tsipak\'ombalahy no nahavoa ahy
Hany ka fay
Taitran\'ny rendrarendra
Tanora moa ny tena
Ka tsy nahatohitra firy
Ny fandrosoana \'zay nisavoana
Ka nandao anareo \'ty zanakareo
Ary tsy hanindroa
Fa efa fay \'zao fa voa
Ka tsy hamerina intsony
Amin\'ny hoavy
Neny malala ô
Ka mivalo aminao ity zanakao
Réf.
Ny tarika \"Ny Vahine\" no mpihira azy ary tany @ taona 70 tany tokoa angamba ilay hira. (mbola tsisy hirany voasoratra ato anaty Serasera.org). Angamba haiko hatramin\'ny farany:
Be ny ditra natao
Ifonako aminao
Ka tsy hamerina intsony
Ny hadalana \'zay nigagàna
ka nandao anareo \'ty zanakareo
Nanao ditra tokoa
Fa tena fay \'zao fa voa
Ka tsy hamerina intsony
Amin\'ny hoavy Dada malala ô
Ka mifona aminao ity zanakao
Nahatsiaro fa nania \'zay natao
Satria nanenjika ahy ny fakam-panahy
Namaivay
Nahatsapa fa nandà ny anatrao
Fa tsipak\'ombalahy no nahavoa ahy
Hany ka fay
Taitran\'ny rendrarendra
Tanora moa ny tena
Ka tsy nahatohitra firy
Ny fandrosoana \'zay nisavoana
Ka nandao anareo \'ty zanakareo
Ary tsy hanindroa
Fa efa fay \'zao fa voa
Ka tsy hamerina intsony
Amin\'ny hoavy
Neny malala ô
Ka mivalo aminao ity zanakao
Réf.
8. mcfy
(
25/01/2005 19:29)
Tsy hain\'i chipie angah io vazo io?
Tokony mba ho jerena tokoa izay manan azy homena ny RVG.
Misaotra an\'i Kamovavy nampatsiahy ary any rteen nanome ny tonony
Tokony mba ho jerena tokoa izay manan azy homena ny RVG.
Misaotra an\'i Kamovavy nampatsiahy ary any rteen nanome ny tonony
9. kamovavy
(
25/01/2005 21:06)
Misaotra betsaka an\'i mihanta nampita \'zay tadidiny fa izany no namana.
Mankasitraka ny fotoana nomen\'i rteen nandika hatramin\'ny farany. Tena faly be aho. Misaotra e ! Afaka hampianariko ny zanako vavy @ \'zay io hira io. Ahatsiarovako mafy ny fahazazako.
Chipie ! Tafita hanontaniana ny feony fa toa hainy tsara mihitsy ny mikalo azy ! :-D
Dia miandry izay hivoahany ao @ RVG sisa izany araka ny fanirian\'i mcfy.
Mankasitraka ny fotoana nomen\'i rteen nandika hatramin\'ny farany. Tena faly be aho. Misaotra e ! Afaka hampianariko ny zanako vavy @ \'zay io hira io. Ahatsiarovako mafy ny fahazazako.
Chipie ! Tafita hanontaniana ny feony fa toa hainy tsara mihitsy ny mikalo azy ! :-D
Dia miandry izay hivoahany ao @ RVG sisa izany araka ny fanirian\'i mcfy.
10. mihanta
(
25/01/2005 21:09)
kamovavy za kou ti a an\'io hira io ka.za vao saika hanohy kay efa vita ny tantara :-*
12. saholytiana
(
26/01/2005 06:18)
Salut daholl , nisy fety gasy zay nadehanako dia nisy olll Nanoue (pihira niaraka t@ Doudou Michel Rahona talou) nihira io dé enregistreko daholl ny hira iraina t@ iny dé ananako ny casette misy anio hira io , oll 2 mira azy 2 voix , hira bola tsy aiko mitsy klou fa nahita ny parole eto zah dé otrany tadidiko dé itako zao fa ananako , niafarany \"ka tsipakombalahy no nahavoa ahy , hany ka fay , hany ka fay !
13. chipie1
(
26/01/2005 08:23)
kamovavy> misaotra betsaka fa nisy oul nandefa ana ny feony , hafatra avy any aminao ,
le izy... :-*
le izy... :-*
15. chipie1
(
26/01/2005 08:27)
tsy aiko ane ilay izy e! hirepety za klou fa mbola tsy henoko mahintsy :-D :-D
18. kamovavy
(
26/01/2005 12:00)
Dia miandry anao izany ny ekipa ry saholytiana fa raha izao fajotoan\'ny ankizy rehetra izao no jerena dia mety ho hiraintsika @ avant-première-n\'ny concert-n\'i mahaleo et lyon io. Sa ahoana hoy i mcfy ?
20. hery
(
26/01/2005 13:22)
Hihihi.. vao avy nihaino an\'ilay izy aho teo fa nisy nandahatra... malakilaky kokoa ilay izy ao amin\'ny radiovazogasy
VAHINE - Fay
VAHINE - Fay