Teny vaza

1. tanala ( 13/01/2005 18:03)
O ry reto nareo ve mba mahatsikaritra ty toetra ratsy ny gasy ty. Ny an\'ny gasy hihomehezana :-D ny sasany rehefa diso ny teny vaza fa tsy hahitsy haingana. Na filoha ary tsikerain\'ny sasany nga izy vaza ny tompony aza tsy sarotiny.
Tsy io ve no mahatonga ny gasy sasany mipipirina :oops: ka voatery mangina rehefa misy vaza sy gasy. Mampalahelo fa tena mahay mampahantra ny namany mihitsy ny sasany. Nanana namana aho tena nahay mihintsy ranamana fa tsy nahay niteny frantsay firy de lasa le boay tsy haninonax2 tao am-pirananay no deban\'ny lery taty aorina fa io hono no mahay hoy le vaza.
Mehezana ny maizina fotsiny ny gasy ra mba nifanampy mantsy a. Ka afaka niteny vaza teny ampovoan\'Analakely tsy mpitsikera mba lasa lafitra ihany indrisy.Ary aza gaga fa ho avy ny maizina hampiasa antsika rehefa kelikely, ny vaza efa any, ny sino sy karana ny maizina sisa de complet e.
répondu par felicia le 03/04/2005 17:30
2. rapisoukely ( 13/01/2005 21:09)
Marina mihitsy ny anao, soa ihany fa misy ilay ohabolantsika gasy hoe teny diso tsy mba kabary.
3. fijo ( 13/01/2005 21:53)
ka izay no maha sarotiny anay amin\'ny koltora gasy.satria izy io na ny sasany amintsika aza manambany azy.
4. felicia ( 03/04/2005 17:30)
mahamenatra isika tsy mahay ny tenin-tsika,fa ny tsy mahay teny vazaha...aty an-dafy moa indraindray mahagaga mihitsy ny ankizy sasany,ohatry ny maha menatra ny maha malagasy...mampalahelo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2792