Dika vilana nefa toa miteny ihany
1. ketoka
(
12/01/2005 07:20)
Tafaresaka i Bema sy Naivo, samy mbola mpianatry ny EPP fa i Naivo somary zokiny kokoa.
Bema : in less no dikan\'ny pare-choc?
Naivo : miaro @ choc lesy e!
Bema : ny pare plwi zany miaro @ plwi?
Naivo : ie
Bema : de in zany ny dikan\'ny paralelle?
Naivo : anontanio dadan\'lah.
Bema : ary in no dikan\'ny soeur @ teny gasy?
Naivo : anabavy letsy a!
Bema : ary ny fournisseur.
Naivo : anontanio maman\'lah

répondu par notron le 07/03/2005 12:56
7. sweetpastry
(
31/01/2005 17:30)
hihihi...
ary le an'i francis turbo ary? hainareo ve iny? inn no dikan'ny hoe la clef dans la serrure!
ary le an'i francis turbo ary? hainareo ve iny? inn no dikan'ny hoe la clef dans la serrure!
16. ketoka
(
01/03/2005 10:23)
sweetpastry>tsy haiko le an'i Francis Turbo fa ra ny lala ko azy de Tout le monde ne peut entrer sans clef.
Raha fitiavana ve no resahana? Tsy mifankaty ny lahy sy vavy raha tsy efa nanokatra varavarana mba hidirana, zany hoe nampiditra clef tamin'ny serrure lery :-D
Raha fitiavana ve no resahana? Tsy mifankaty ny lahy sy vavy raha tsy efa nanokatra varavarana mba hidirana, zany hoe nampiditra clef tamin'ny serrure lery :-D
17. sweetpastry
(
01/03/2005 22:44)
ketoka> ka ny dikan'ny la clef dans la serrure @ teny gasy annie no anontaniana e!
lazaiko?vonona daolo? ndao ary! =))
lazaiko?vonona daolo? ndao ary! =))
19. notron
(
07/03/2005 12:56)
sweetpastry:
ketoka> ka ny dikan'ny la clef dans la serrure @ teny gasy annie no anontaniana e!
lazaiko?vonona daolo? ndao ary! =))
Sao dia afangaronareo aza ilay hoe "Fanalahidy" sy ny "Fanala hidihidy" ?
:^)