i le sima sy i le boka
1. tovolahy007
(
29/12/2004 03:12)
Tafaraka Train i le sima sy le boka indray andro ka tafaray toerana,izany hoe nifanatrika izany.Dia nandeha teny ary ny train,dia hoy i lesima niteny hoe:raha izao no mivadika ity Masinina (Train) ity dia fatim-boka mikararana.Taitra i le boka no sady tezitra ka hoy izy namaly:ty vava e,ty vava e.
répondu par annie le 11/04/2005 13:41
4. ramoul
(
29/12/2004 14:13)
:-D :-D :-D efa ela mintsy io zavatra io no henoko fa mbola mampihomehy anah fôna :-D :-D
9. pseudo
(
03/01/2005 22:02)
de \\\"en panne\\\" hono le train refa nande keli² ry zareo
de lasa ilay boka nisambo-balala
de sima kosa indray nisiotsioka sady nizesta nangaro-pôsy fotsiny
maharitra ora vitsy izany rehetra izany;avy nitohy indray ny dia
nanontany ary le sima :\\\"mba aiza lety ny valala azon\\\'là\\\".siiiii! izay mba azoko letsy maty daholo a!
nony afaka kelikely rehefa tony ny hatezeran\\\'ilay boka nahita le akamany hatatra ny hehy anin-keo;ary fa nan\\\'inn letsy ty vavan\\\'là ty toa nihitatra indray :lol:
nangarika aok\\\'izany le sima sady namaly oe:\\\"angamba mafy loatra ny nisiahako an\\\'là teo\\\"
de nitohy hatrany hono ny fisakaizan\\\'izy mitsam na de matetika mifandrora sy mifamely totondry aza rehefa mifadiso

11. gasylahy
(
02/02/2005 14:00)
vao sambako naheno fa isaky tonga ao antsaiko ilay izy de mmehy foana aho. tsara ka ! :P :P