Voina Asie Atsimo
1. xxx
(
28/12/2004 00:50)
Mba man ontany tena aho hoe sao mba misy mahazo vaovao mikasika ireo namantsika malagasy mipetra ka any asie any, tra-doza tamin\'ny alahady maraina lasa teo iny! ...
misaotra tompoko
misaotra tompoko
répondu par mihanta le 28/12/2004 16:29
2. mihanta
(
28/12/2004 11:49)
anankiroa zany isika zao no manontany tena fa tena nampalahelo tokoa ilay voina nihatra
3. sariaka91
(
28/12/2004 14:43)
Ary tsisy akon\'ilay horohorontany ve morondranomasintsika ? Samy océan indien ihany mantsy ?
