Madagascar

1. cutie ( 25/12/2004 23:43)
\"Madagascar\" , titre flim vao nivoka , mikasika ny biby tao @ zoo tao NY city de nandositra nankany Mada.
Asa iza @ nareo no efa nahita sy naheno an\'io film io?
répondu par fijo le 29/12/2004 22:57
2. hery ( 26/12/2004 00:36)
Cutie http://madagascar-themovie.com/ fa mbola ho ela ihany vao hivoaka
3. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:22)
efa nandeha teto ny resaka momba an\'io
http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m417c46d502d72
4. rrodin ( 26/12/2004 15:42)
Efa niresaka an\'io teto aho indray taona efa ho roa taona angamba izay na mihoatra kely... tamin\'izy io mbola projet fe tsikaritro teto amin\'ny internet ny mombamomba azy saingy tsy hitako intsony ankehitriny... Raha tsy diso aho dia toa biby TSY MISY eto Madagasikara ilay izy ka sady somary sorena aho nanazava tamin-drizareo hoe TSY LOGIQUE izao tantara izao... saingy hay notanterahiny tokoa... Tsy tsaroako intsony moa ilay site fa tena... Aleo andrasantsika ny fipoitrany eto amin\'ny tanàna eh! Tsy mahasosotra koa anie fa amin\'izay dia mba voaresaka amin\'ny lafiny hafa indray ny tanintsika eh...
5. cutie ( 26/12/2004 20:46)
oups. tara be za zany, hay ve efa nisy resaka an\'io teto e. :)
Efa nandeha tany @salle de cinema taty aminay manko ny previous n\'io fa za mbola tsy nahita.
6. ikaretsaka ( 26/12/2004 23:38)
rrodin> raha ilay popotam sy zirafy, sy pingouin no tianao lazaina amin\'ilay biby TSY MISY any madagasikara aloha dia tsy iznay loatra satria dia biby tany @ Central Park zoo ( zoo ao NewYork) ireo no nandositra ka tonga tany Madagasikara fa tsy heo BIBY AVY ANY
7. cutie ( 26/12/2004 23:53)
efa hitan\'i ikaretsaka anga le izy?
8. ikaretsaka ( 26/12/2004 23:55)
ny fika nanaovana azy sy ny sombitsombiny efa nandeha @ ireny emission documentaires @ resaka dessins animes ireny ko
9. cutie ( 27/12/2004 00:16)
za mbola tsy nahita
10. fijo ( 27/12/2004 21:35)
mbola tsytonga aty europa io fa efa henonay ka.mety hisy tombony be hoantsika io.
11. ikaretsaka ( 27/12/2004 22:27)
izay mihitsy .. fa mila mahay mitady izay tombontsoa izay isika.. toa efa nandoa vola aloha i seven spielberg (realisateur) raha nampiasa sy nindrana ilay anarana hoe Madagascar
12. nanahary ( 28/12/2004 02:35)
Ny zavatra hita sy re dia hoe misy 300 eo ho\'
eo ny lemurs izay nampitomboindrizareo ao
Caroline du nord ao hono ary tsy fatatro raha
efa naverindrizareo aty izy ireo na tsia , satria
hono hoe mitady ho tapitra ilay taranany ka
izay no nahatongandizareo nanao multiplication
raha ny tena momba io dia misy show
buseness any Amerika any ka ny mpilalao
dia ny lemur sy karazam\'biby fahita eran\'izao tontolo izao ,fa ny Lemur no mitana ny role.
13. ikaretsaka ( 28/12/2004 04:42)
efa ela io no nitana ny role... toa bebe mpitsidika mihitsy izya zoo manana section lemur ko
14. fijo ( 28/12/2004 22:18)
amin\'ny fizahantany no ahitantsika tombony amin\'io,ka asa raha ahay hanararaotra izay ny fitondrana
15. kitjo ( 29/12/2004 14:31)
ika>efa mande @pub foana koa ny previousn\'io aty sady mande @documentaire foana
16. fijo ( 29/12/2004 22:57)
tongava any ika izany hijery e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3238