dadabe noely

1. fijo ( 23/12/2004 22:25)
fantatrao ve fa io st nicolas io anie ka tsy olona fotsy oditra fa zarazara e.ary turc izy fa tsy europeanina.izany hoe tsy avy any scandinavy izy fa avy aty mediterranee.
taty anefa dia gaga ny ankizy raha nahita mainty hoditra mbananao ilay akanjon\'ny dadabe noely,ary nilaza fa tsy misy dadabe noely mainty.
izay ilay fanovana ny tantara
répondu par fijo le 29/12/2004 22:58
2. ikaretsaka ( 23/12/2004 22:35)
ny ahy aloha tsy raharahako ze volonkodiny fa ny cadeau no nahafatifaty ahy e
3. mihanta ( 23/12/2004 23:34)
sao d mba io oul haiko io lé dadabnoely aza
4. mumu ( 24/12/2004 08:49)
mihanta :-D iza njay zany??
5. mihanta ( 24/12/2004 09:28)
mumu njy no tena mahay azy
6. booboo ( 24/12/2004 11:56)
fijo>nijery ilay reportage momba an\'i St Nicolas t@ Arte enao ?
7. fijo ( 27/12/2004 21:43)
tsy hitako izany ry booboo fa doc novakiako no nahitako an\'io.\"tete de turc\"
8. booboo ( 28/12/2004 13:24)
fijo>hihihi lasa tête de turc an\'iza St Nicolas ?
9. fijo ( 28/12/2004 22:22)
an\'ny zaza kely ka.io no maha lasa adala ny zaza
10. pitchou ( 28/12/2004 23:39)
tsss! d naleon\'ny zaza fotsy v tsy nisy st nicholas toy izay hoe bronzé?
11. fijo ( 29/12/2004 22:58)
ie,ka izay no efa nampahalalana azy hatr\'iazy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2136