serie tv: adolantsento

1. hokie
(
22/12/2004 16:04)
Mba efa nisy nahita ve ity seri tv ty?
répondu par fijo le 30/12/2004 20:04

6. loockx
(
23/12/2004 03:10)
io v le serie mandeh am tvm iny? rah izay d tsy d we nahita loatra fa sendra nahatazana in 1 ngamba

8. watafon
(
23/12/2004 09:59)
:-D adolescent hono no dikan\'io e! za mbola tsy nahita fa betsaka no mitantara e!

10. lanto
(
23/12/2004 11:13)
Fandaharana ao am radio iray ao tamatave ao no mitondra io anarana io koa. Vao vetivety io an ! Dia efa misy izany série izany ve de mbola nampitovizina ihany ? Mety taty aoriana le série kah !

15. yonikafopl
(
30/12/2004 10:03)
iza njay ny cherien\'i tsiperifery ao??
in marina ny tena dikany e le an\'i Ika sa le adolecent??
alaivo izy mihanta raha tsy afaka a!1 ao tsy mahita lalana kosa o fijo? :wink:
in marina ny tena dikany e le an\'i Ika sa le adolecent??
alaivo izy mihanta raha tsy afaka a!1 ao tsy mahita lalana kosa o fijo? :wink: