Boky malagasy taloha

1. hery ( 17/12/2004 15:53)
Atsy amin\'ny lohahevitra vetso atsy dia samy tia ED Andriamalala daholo. Nampidirina tao amin\'ny fandaharam-pianarana mantsy ireny ka voatery namaky daholo. Fa ny mahagaga ahy dia hoe toa tsy misy intsony manonta vaovao (manao re-edition) an\'ireny boky ireny? Angamba mila heverina satria be mpakafy ireny ary tokony ho hitan\'ny taranaka hafa ihany koa.
répondu par booboo le 08/04/2005 15:55
2. sechat ( 17/12/2004 15:58)
:-D :-D :-D O ry hery a! vao teo aho no nieritreritra an\'io lohahevitrao io ka saika anontaniako izay boky gasy vao2 sy ny toerana ahitana azy. Misaotra betsaka e!
3. nikopol ( 17/12/2004 16:02)
Ao amin\'ny librairie mixte misy ambokambony ihany ho an\'ireo any dago!
4. sechat ( 17/12/2004 16:04)
nikopol> tsssssss, de zay ahoana zany? :evil:
5. nikopol ( 17/12/2004 16:09)
sechat manafara aminy olona avy any dago ! efa mora be le boky (10 000 Fmg/prix fin 2003 ) mbola tsy misy mpividy fôna !
6. sechat ( 17/12/2004 16:15)
Kou za tsy malala ol mande any tsin kou, sady le boky afarana aza tsy haiko akory. Ra mba misy manko aty de afaka nojerena akaiky mitsy. Sady tiako be le style tantara gasy fa tena mahita tenenina mitsy. Ny an-dry zareo aty efa mankaleo fa vincent mc doom ve no nde handaniana firy euros tssss!!!
7. booboo ( 17/12/2004 16:19)
takelaka notsongaina 2. Tonga dé misy sombi-tantara\'nosoratan\'ireny mpanoratra terrible be taloha ireny ao.
Takelaka notsongaina 1 indray raha tononkalo
8. nikopol ( 17/12/2004 16:21)
io takelaka nontsongaina 1 io no notadiaviko tany Dago tamiza tany fa tsy nahita mintsy za ! ny ahy nefa nisy nindrana de tsy namerina intsony
9. kinaoly ( 17/12/2004 17:48)
za kou mitady anle ancienne édition an\'i anganon\'ny ntaolo (le mbola reliure fa tsy le natonta t@ 1999
10. ikaretsaka ( 17/12/2004 19:00)
ny ahy le boky tantara an-tsary gasy taloha ireno no mba notadiaviko (danz, koditra, benandro, sns... ) e e e.
11. chipie1 ( 17/12/2004 20:28)
ikaretsaka> hihihi
12. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:30)
nisy tsara ko ange reny e sady nisy nahay sary mihitsy koa ny nanao an\'ireny
ireny kao mba angartahana reprint fa dia tsy mahita ee

13. booboo ( 20/12/2004 10:25)
soa ihany fa tsy natonta tsony fa raha tsy zay be no ho traumatisés @ ra-karandoha sy bobel ( @ lé masony bridé terrible beeeee iny :{ ) hihihi :-P
14. sechat ( 20/12/2004 14:20)
nenà talou bozin\'angatra no nampatahotra ahy :{
15. booboo ( 20/12/2004 14:51)
na ilay lohateny ara défa terrible :{
16. sechat ( 20/12/2004 15:04)
:-D :-D le sariny no tena gravy raha hitan\'i booboo :-D :-D
17. booboo ( 20/12/2004 15:48)
hihihi soa fa tsy hitako zany, nanadino an\'i bobel sy ra-karandoha ara efa tsy mora kouh :- :{ :-D :-D
18. ikaretsaka ( 20/12/2004 15:58)
nga kosa de voatery ry bobel sy ry rakarandoha ihany?
misy an-dry fararano, ry eh, ry radanz, sns sns
19. booboo ( 20/12/2004 16:15)
aaa tsy voatery marina fa ny anà ôa vô bobel sy rakarandoha dé terrible taminà mitsy t@ mbola kely :{
20. ikaretsaka ( 22/12/2004 04:56)
ny ahy doda sy dondrona no famakiko taloha.. dia inona koa mao ilay blagy 1 misy mitaingina omby ry?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2351