trano feno kapôty (fimailo)
1. vegas
(
12/12/2004 20:37)
Hono oa ry vevavy namana isany, ra misy bandy mikôty anareo, de netiny tany antranony nareo, de avy eo nefa itanareo fa feno kapôty ny tirroire-ny sy ny pôsin\'akanjony. Misy dikany lehibe aminareo ve zay zavatra zay? Amiko zao zany midika fa bandy madio lery ka tokony azo iarahana tsara tsisy bleme.
répondu par fijo le 22/12/2004 22:48
2. kally
(
12/12/2004 21:04)
Mba hafahafa ihany izany ry Vegas satria raha mankany an-tranon\'olona voalohany ianao dia ny endriky ny tranony,ny fanaka ao anatiny,ny sary eny ambony latabatra no hitanao,ka raha kapôty feno eraky ny trano no hitanao voalohany dia hoy aho hoe olona be saritaka loatra izany,sady tsy misy afa-tsy kapôty izany ny ao an-dohany.Raha mba vitsivitsy tsy nameno trano tsy olana fa ity izy nameno trano no mampanontany tena hoe pervers sa obsédé ity olona?
3. vegas
(
12/12/2004 21:16)
anaty tirroire oa. mba mipirina tsara lé izy fa tsy oe miparitaka. mety diso lé lohateny zany fa azafady e.
5. ikaretsaka
(
13/12/2004 07:58)
emty izay no tiany hanangoina ny tranony sy ny tirroir-ny letsy..
raha tsy mbola niasa izy de milay be
raha tsy mbola niasa izy de milay be
6. nene
(
13/12/2004 08:55)
raha izaho aloha le vehivavy de tsy manaiky an\'izany aho satria ny ao antsain\'ilay lehilahy zany de ny anao firaisana ara-nofy no tadiavina sy ny iharahany amin\'ny olona amiko zany tsy misy ilaivana azy ny lehilahy manana toe-tsaina ohatra an\'izany de midika fa tia tena sady tsy azo atokisana
7. mihanta
(
13/12/2004 09:24)
vegas?resaka kapoty v no hi juger-na fa madio le oul?aza manao resak\'akou fa mandreraka b zany.
8. dezy
(
13/12/2004 10:12)
mihanta> bandy tia oul zany kou ,mitsinjo ny fahasalamany sasany :-P :-P :-D :-D :-D
10. vegas
(
13/12/2004 18:16)
nene a, mety tsy nisy nampiasainy nge matoa bobaka be le izy ao aminy ao e. Possible mintsy zany an. Za zao mba nampirintrano omaly de feno fimailo efa perimé bedebe kay tao amiko tao hihihihi.
fa aona ko no tonga de oe tia tena? mba miaro tena ndray ve vô oe tia tena? ho anao, ho ahy, ho antsika retraretra mintsy aza no hanaovany an\'izany.
mihanta> tsy any lé blème fa iaraka sa tsy iaraka aminy oa toi? dé inn lé parfum ho safidin\'la? looll

11. fijo
(
13/12/2004 21:26)
ity hevitr\'i vegas farany dia tena hamariniko.matoa feno ao dia tsy mampiasa izany izy,noho izany dia lehilahy azo hitokisana.
ary raha misy koa izany ny fiarahana dia hafaka mino ianao fa hovoaharo tsy misy hatahorana,ka aza misalasala fa tsara izany.
ary raha misy koa izany ny fiarahana dia hafaka mino ianao fa hovoaharo tsy misy hatahorana,ka aza misalasala fa tsara izany.
12. xxx
(
14/12/2004 05:59)
raha za alou ny vehivavy de zao no tonga voalaohany ao antsaiko e! ny ny ity bandy zany raha vao misy sipa de firaisana no voalohany ka noho izany ol tsy azo itokisana izy fa oe madio ,ny kapôty anie tsy 100% ka aleo ry reto manaja sy mijanona @ iray ihany aa! iray azo antoka aaa!
13. mihanta
(
14/12/2004 08:45)
héhéhéhé ouzin\'ny hiran\'i samoela sy lego zay oe \"efa sira ny kapôty vao ajotso ny kilôty\"nefa amiko natokana ho an\'ny bandy tsy fidèl zany.
vegas mazava ho azy fa tsy hiaraka aminy za :-:D
vegas mazava ho azy fa tsy hiaraka aminy za :-:D
14. tsiperifery
(
14/12/2004 08:55)
Ary inona koa moa no nilingilingin\'ilay vevavy hisavasava tiroir sy nangaro-pôsy sahady anefa vô mbô nentina an-trano e ? TTsss ! Ta hanao aminy da nahita kôh ! :lol:
15. vegas
(
14/12/2004 10:08)
fita oa ry fijo.
mihanta> ninn ny natokana ho an\'ny bandy tsy fidele? ny pôpôty ve? amiko nefa zany fitiavambady.
tsiperifery> hihihi mpijoko vôjoko lé sipa e, saika faingatanana kay loza no niandry azy tao lol. Mety saika hitady siligôma ngamba....

16. ravatorano
(
14/12/2004 10:49)
vegas>fijo>tsy nampiasainy izany ilay fymailo fa perimé tao nefa nareo miteny fa tia fahadiovana sy mitsinjo ny fahasalaman ny joba izy d nipeka tsy nisy fymailo izany anie eh
ka tsy mifanohitra indray v izany.
ka tsy mifanohitra indray v izany.
18. vegas
(
14/12/2004 11:22)
ravatorano> tsy oe nipeka tsisy fimailo lery fa lé oul anaovana mintsy no tsy nisy e.
njidany> enao ko zany tsy iaraka amiko? ary ra hiova evitra njay izy de aona? lol
njidany> enao ko zany tsy iaraka amiko? ary ra hiova evitra njay izy de aona? lol
19. yonikafopl
(
14/12/2004 12:42)
Ilay we feno kapoty ny tranony tsy dia asiako olana loatra raha tiako izy, ny fiainany taloha avalona tsy resahana fa ny anay sy izy no banjinina. Ka raha toa ka vonona ny hiaraka sy hifankatia dia diovina ilay trano. ariana daholo ilay kapoty, raha manaiky izay izy de d\'acc fa raha tsia de aleo samy miala.
alohan\'ny hiarahana @ olona koa ange mba atao daholo ny mis au point fa tsy we tiako iny de lasa zao eeeeeee
alohan\'ny hiarahana @ olona koa ange mba atao daholo ny mis au point fa tsy we tiako iny de lasa zao eeeeeee
20. vegas
(
14/12/2004 12:46)
hahahahah aza mampiomé fa tsss! tsy nisy niteny nge teo oe maloto lé trano, na oe miparitadritaka eran\'ny trano lé izy. Sady enao ve de anaiky hiara andio aminy ny kapôty nampiasainy tamin\'ny hafa? hahahahaha. ôrera be zany klé beurk :x