tsilan vs ravalo vs radidy
1. tsilan
(
04/11/2004 20:25)
tsilan vs ravalo vs radidy ? enhen
répondu par fijo le 16/11/2004 01:05
6. ramoul
(
05/11/2004 14:19)
tsy ampy tsony ny petrôL fa lafo lôtsa de tsy mazaka le azavana aty amiko. Fa refa mahazo karaman\' DpiT zah de toanako elah tsilan :-D
7. tsilan
(
05/11/2004 18:21)
Misy mahazo ihany ka
Ahoana hono raha izaho tsilan no milatsaka filoha dia Radidy sy Ravalo no mpifaninana amiko. Ngamba, aoka fotsiny
Ahoana hono raha izaho tsilan no milatsaka filoha dia Radidy sy Ravalo no mpifaninana amiko. Ngamba, aoka fotsiny
11. fijo
(
09/11/2004 00:16)
hay ve.aza miditra ao letsy fa aleo ihany mirevy aty amin\'ny sisiny a.
12. fatsoraly
(
09/11/2004 00:39)
tsarovy aho rehefa tonga eo @ fanjakanao ianao ry Tsilan an! :wink:
Fa raha sanatria tsy lany aza mba manapoaka tetezana. Jereo izao Kerry nipetraka tsara fa tsy nikitika ny tetezan\'i Brooklyn. hahaha!
Fa raha sanatria tsy lany aza mba manapoaka tetezana. Jereo izao Kerry nipetraka tsara fa tsy nikitika ny tetezan\'i Brooklyn. hahaha!
14. fatsoraly
(
10/11/2004 02:26)
dia aza hadino ny fitandrovana ny zon\'olombelona fa dia diso madefitra loatra ny karana eto amintsika :wink:
16. fatsoraly
(
11/11/2004 02:34)
Tsy misy raha manjary eto Dago raha tsy misy karagna zalahy e!
fijo> mbola ho avy koa ny anjaragnao sy Le Pen fa aza maika babako.
hahaha
fijo> mbola ho avy koa ny anjaragnao sy Le Pen fa aza maika babako.
hahaha
17. fijo
(
11/11/2004 22:08)
tamin\'ny andron dradama tsy nisy karana tao vanona madagasikara.ka tsy izay mitondra loto sy korontana ireo no hampalahelo ny gasy raha maty any aby.
fatsoraly>aleo hoavy any izay hoavy fa rehefa tsy misy karana intsony ao dia ampy izay.
fatsoraly>aleo hoavy any izay hoavy fa rehefa tsy misy karana intsony ao dia ampy izay.
19. tsilan
(
14/11/2004 02:40)
Aza asiana fifamonoana izany ho\'a, fa izany ihany no mahavoa ny mpijery politika, ilay mpitazana indray no mivadi-po alohan\'ny mpilalao. Dia rehefa avy eo mora entin\'ny olona any amin\'ny fanakorontanana sy ny fanimbana.
Saingy izany moa rey olona no Politika Gasy koa atao ahoana. Atao izay hampietsi-po ny vahoaka dia lasa izao.
Saingy izany moa rey olona no Politika Gasy koa atao ahoana. Atao izay hampietsi-po ny vahoaka dia lasa izao.
20. ikaretsaka
(
14/11/2004 04:11)
ka lasa fialamboly vaovao izany ny manapaka lohana karana ry fijo?? aleo atao gladiatera ry zalahy izany raha ny hevitr\'ialahy dia sefa tsisy baolina de mijery catch karana ao ao @ palais de sport?
hafa indray iny!
hafa indray iny!