za mba hampidiro
![](https://avatar.serasera.org/3952d5f0e59b970da334a916ea3a8769.jpg)
1. ahgasy
(
02/11/2004 14:46)
ao am ilay chat azafady e? manko bloque..
répondu par fex le 03/11/2004 23:27
![](https://avatar.serasera.org/731c9e2c286e25ce852f46bb42bbf5d6.jpg)
2. ralay
(
03/11/2004 06:21)
Azavao tsara @ antsipirihany ny mahazo anao ry ahgasy fa tsy mazava aminay ilay hoe bloqué. Misy antony maro mantsy no mety maha-bloqué ka tsy hitanay izay hanampiana anao @ @ io fitarainanao io.
![](https://avatar.serasera.org/b1944527fbc2b995eae0701c037c4095.jpg)
5. bichette
(
03/11/2004 13:46)
ahgasy aloha sao dia niteniteny foana dia ni kicker-na tao chat tsara ho fantatra ihany mankony izany