raha te hiserasera mivantana amina dokotera malagasy maro ianao

1. toubib ( 25/10/2004 14:42)
Tsy hoe akory manjono trondro anaty koveta sanatria fa mba mety hahasoa ihany ny forum ao amin\'ity site iray ity izay mampiaina anao miaraka amin\'ireo dokotera eto Madagasikara sy ny zavatra iainan\'izy ireo. Azonao atao ihany koa ny mametraka izay fanontaniana manitikitika anao momba ny fahasalamana ao dia mazotoa e!: http://cdm.forumactif.com
répondu par raym le 22/05/2005 22:50
2. xxx ( 24/11/2004 22:17)
tsy mety matory alohan\'ny 2h du matin za de tsy regulier mihintsy, lasa misy migraine foana
efa ho 2 ans io no mahazo ahy nefa mbola tsy te hi consulter aho fa sao omeny somnifere
3. sakapiso ( 18/04/2005 14:32)
mba te hahafantatra bebe kokoa momba ny stérilité eo @ vehivavy aho. :?:
4. raym ( 22/05/2005 22:50)
Misy resaka momba ny insuline tsy ampy ao @ ny dinika rehetra nefa dia tsy misy manisy resaka mihitsy.Ka tiko ho fantatra tsara hoe ity serasera ity ve mba vakian'ny Dr sao hanontany lava eto nefa toa tsy mamaky akory ry zareo nefa dia miandry vasoka fotsiny eo.Sao dia mba tokony anaovana filazana izy ireny mba hiditra @ itony?Misaotra fa dai manantena Dr mba hamaly ireny fanontaniana ireny.Betsaka ny fanontaniana tiana apetraka fa aleo aloha ry zareo hamaly ny hafa dia apetrako ny ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4026