Orgasme !

1. gasymanja ( 21/10/2004 14:19)
:*
Ny lehilahy gasy ve no tia tena (impuissant), sa ny vehivavy gasy no mila ampianarina hitady ny orgasme-ny (position Kamasutra ohatra) ?
répondu par fijo le 16/03/2005 23:39
2. hery ( 21/10/2004 15:15)
Midira ao amin\'ny Resaka manokana ho an\'ny olon-dehibe :)
Jereo etsy amin\'ny fanoroam-pejy dia jereo ilay hoe : Lohahevitra - manokana
dia ao anatin\'io ny hoe Resak\'olondehibe.

3. vegas ( 21/10/2004 15:26)
Fanontanina kely ô: maninona tokotrany no natao mitsofotsofoka be vao tafiditra any amin\'ny resakolondehibe? tafiditry ny zaza tsy ampy taona foana anie io na any aza e. Asio an\' ilay oe ENY na TSIA ra manaiky fa ampy na tsy ampy taona.
Misaotra betsaka ary mialatsiny nanararaotra kely nametraka fanontanina.
4. admin ( 21/10/2004 15:57)
Raha zaza tsy ampy taona tafiditra any dia efa tsy andraikitray intsony... Raha misoratra anarana ao amin\'ny resak\'olon-dehibe dia tsy voatery mitsofotsofoka be izany fa tonga dia miara-milahatra amin\'ny Lohahevitra rehetra eo amin\'ny voalohany ihany ny Lohahevitra REsak\'olon-dehibe... Rehefa misoratra anarana ihany no mila mandeha ao amin\'ilay hoe Lohahevitra - Manokana.

Misaotra
5. vegas ( 21/10/2004 16:17)
Ra zaza manaiky fa efa ampy taona koa dia efa tsy andraikitrareo tsony, mitovy iany zany amiko. Ze eritreritrareo iany mo io fa sosokevitra ny ana. Efa nisoratra anarana (namana) mba afahana mamaly forum zahay, de zao ko mbola isoratra anarana ho an\'ny hamaliana forum \"resakolondehibe\" fotsiny...
Aleo le atsy amin\'ny mahazatra mora idirana iany no avadika ho resakolondebe.
MIsaotra.
6. fijo ( 21/10/2004 19:37)
vegas a,tohanako ilay fahafahan tsika roalahy.izay hiadivana mafy.fa raha mbola azo hatao kosa ny miaro ny zenfan dia aleo mba harovana kely ihany ka.
7. ikaretsaka ( 23/10/2004 03:29)
za ko manohana.. matetika ange ny zavatar hain\'ny ankizy mihoatra lavitra nohon\'ny hain\'ny lehibe e
8. vegas ( 23/10/2004 22:00)
fijo> samy manaiky ny fiarovana ny zenfan nge, fa na izany aza, tsy de misy mamoa fady be tahaka ny inona ao ra ny fijeriko azy. Ny teny lazaina fa ratsy aza mbola ho sensurena.
ikaretsaka> hihihi hay ingahy koa matsikaritra ny fivoaran\'ny ankizy anketriny? lol
Mba ataovy eto amin\'ny hita maso re azafady ndrindra de aza asina fisoratana anarana zany koa ra mba azo atao e. Ampenekeo fa efa ampy taona fotsiny zahay de afaka ianareo. Asakasaky sisa ra mbola nanaiky niditra iany na dia tsy ampy taona aza.
Mankasitraka e. :-* :-*
9. fijo ( 25/10/2004 23:19)
ka ny zenfan anie tia karokaroka e,izay no mila harovana loatra satria ny sainy koa mora voatarika loatra.
10. fodykely ( 10/03/2005 11:06)
d aiza le orgasme @ zani retra² zani??
11. fijo ( 10/03/2005 22:31)
ao le izy ka
12. booboo ( 11/03/2005 00:04)
hihihihi
13. fijo ( 16/03/2005 23:39)
hita ko.iny anie manaraka ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4853