milay ve le .....
1. xxx
(
19/10/2004 14:21)
Milay ve le atao fel....? ohatran\'ny te hanandrana nefa sao kakerin\'ny si eo , sa ahoana ? :-P
répondu par fijo le 06/01/2005 23:19
4. jhouhlambout
(
20/10/2004 07:32)
Zay mihintsy e, andramo aloha avy eo voavaly ho azy ny fanontaniana.
7. xxx
(
21/10/2004 14:11)
Soa ihany fa tsy ny olona rehetra manoratra eto no maivandoha ohatran\'ilay FIJO io
9. mimich
(
22/10/2004 12:48)
xxx> de firy kg??? fa nga hono efa nolanjainao ry xxx no fantatrao hoe maivana, tandremonao fa na maivana na mavesatra ny lohany , zokibe tsy manary anay io an!, , (afa tsy refa misy kaly ihany :-D :-D :-D )
10. xxx
(
23/10/2004 14:10)
Andramo fa tena milay.Tsy manaikitra izany ny jôba sady aza matahotra fa tsy ho tapaka koa anie io e .Dia mba ataovy koa ny azy.Dia mazahoa fahafinaretana.
11. fijo
(
25/10/2004 23:35)
melsy mimich.aiza kosa moa no hanariana anreo namana tsy fanary e.ny ahy anie na Xaza tiako e.sa tsy izany ry X?tandremo nefa sao marary io loha mavesatra be io an.na ny lamosina mizaka izany.
14. dezy
(
03/11/2004 14:25)
tandremo ra-fijo fa feno fitaka ny tanyan ,sao de ny eo aloha fotsiny no banga fa ny vazana mbola ao ihany :-D :-D :-D :-P :-P
20. pseudo
(
03/01/2005 20:01)
aza mba mitsako alohan\'ny vazana zany fa aleo ny lela no amita adidy!