fanahin\'inona?
1. pitchou
(
17/10/2004 03:37)
Nioron-koditra izay nahita sy nahare ity zava-nitranga vao aingana ity: zazakely vao 4 taona: nopotserina ny masony ka lasa jamba tanteraka, notapahina ny tanany, nodarohana ny lohany ... Nahoana loatra re no ny zaza tsy afaka manohitra no anaparana?
répondu par fijo le 26/10/2004 21:17
2. fanja1
(
17/10/2004 07:22)
Dia tena zava-doza tsy matahotra an\'Atra sy tsy mataho-tody mihintsy koa izany!
Pitchou dia iza loatra hono no nahavita izany zavatra izany ary taiza no nitranga?
Pitchou dia iza loatra hono no nahavita izany zavatra izany ary taiza no nitranga?
4. ratiavao
(
17/10/2004 20:31)
:?: fa dia nahoana loatra é !. raha ny tenako no nahita izay nanao izany dia vita koa ny aminy, na dia tsy inotsinoko aza ilay zaza kely.
6. ravatorano
(
18/10/2004 09:04)
teny Talatamaty antananarivo no nisehoan io tantara ratsy io.Tsy mmahataho tody tokoa satria ny ray aman drenin ilay zaza dia tsys teo fa nandeha nikarama raha ny fahalalako anazy.Ny reko koa dia mbola tedavina ny olona nahavanona ilay loza ary rehefa ampy tsara sy mari pototra ny informationko d ho lazaiko anareo amin ny antsipirihany izany.
9. ramoul
(
18/10/2004 19:30)
Tena olona tsy mataho-tody ary tsy matahotra an\' Atra ze nahavita an\' io zavatra ratsy io kléazana!
:twisted: aza atao itako mou io olona io fa de atôko ôtran\' ny nanaovany an\' le zaza; marina mou zany i! :twisted:
Tena efa tsy mendrika anazy intsony ny mitoetra eto amin\' ity tany mahafinaritra ity :twisted:

10. ramoul
(
18/10/2004 19:31)
ravatorano mba itantarao nyaambiny zahay fa tena te ahafantatra ny afaran\' io zava-doza io. Zany ravatorano an!
11. fijo
(
18/10/2004 21:30)
dia tena ny fiainana ve no maha tonga ny olona sasany ahavita izany sa inona fa toa miha mivarolavo izany toetsaina izany le.
15. pitchou
(
23/10/2004 18:34)
izao indray aho vao tonga eto fa miala tsiny (le tongotra kou ndraindray lava tsy ahoana!!!): ny hitako t@ gazety dia otran\'ny mampifandray @ resaka sipan\'le dadany ny olona sasany fa asa na ahoana satria tsy mbola hita io olona io alou!
Dia eritrereto hoe ny RAD ilay zaza tsy nahita an-janany dia ny télé no nahitan\'ny olona hoe zanak\'i ranona io zaza aseho io, zay vao nisy nilaza rizareo!
ny dokotera nitsabo azy no nitantara t@ antsipirihany ny nahazo ilay zaza, sady nofaranany hoe sazy faran\'ny mafy sy henjana no sahaza ilay olona nahavita an\'izany!!!!!
ramaso> vilanin\'iza kou no lotoina hasina @ olona otran\'izany? tsy aleo osorana tantely d fatorana d asaina oanin\'ny vitsika? na alevina d ny lohany sisa no mipoitra d asaina oanin\'ny vitsika??? gravy b fa toa zà ndray no lasa tortionnaire tampoka an! hitako tanaty boky ireo fa tsy noforoniko akory!

20. jhouhlambout
(
26/10/2004 12:19)
Dia olona tsy afaka niaro tena akory no ampijaliana! Mendrika sazy enjena mihintsy izany olona izany :evil: