hafatra
1. fatsoraly
(
01/09/2004 04:06)
ity dia tena zava-misy. Nampiomehy ahy tanteraka ilay hafatra nalefan'olona. Na izaho miomehy aza lasa tsy vitako izay zavatra tokony nataoko (matory antoandro :))
Mamakia milamina.
mba nanaitra be ahy koa ilay hoe Fatsoraly ity ka dia nanoratra ho anao aho na dia hoe mpatory antoandro aza isika, za lo tsy tena mbola manana traik'efa @lé izy fa dia mbola hianatra any aminao any é. Raha ohattra ka taty aminay aty Congo ianao io dia efa mahana ny mpiray tanana fa sao dia maladie de sommeil io mahaza an'i Fatso io.
........ (NOFAFANA NY TETO)................
Inona no ataonao any (Zimbabwe), Papa,

marina fa dia misy sida koa aty fa ny any aminareo toa ambonimbony ihany ny statistika ko, toy ny any afrika atsimo koa.
Raha azoko tsara izany papa dia mitandrina tsara any an! ary dia mihafy tokoa na dia be maquillage aza ny viavy any sa?
fangaha papa pastera é?

Izay alo papa fa dia mazotoa miasa é, ary dia mba valio tompoko azafady.

répondu par fijo le 29/09/2004 21:52
10. fijo
(
29/09/2004 21:52)
ny olana anye dia izao e.ilay mpanivana mahita ilay tantara iray manontolo fa isika tsy maharaka satria tsy mitohy tsara ilay fandehany.