l'oiseau
1. ludo
(
26/08/2004 09:10)
quel est l'oiseau le plus heureux du monde :?: :?:
répondu par ramoul le 07/09/2004 20:31
6. tsiperifery
(
26/08/2004 13:46)
Pourquoi ? ... Elle fesait la moue. Puis elle rit ! N'est-ce pas un signe de bonheur affirmé ?
Lelika eeee! Lasa mampiteny vazà koa nareo ry ludo a ! :evil: Mba ataovy ady gasy @ manaraka fa lasa be loatra ny teny vozongo ato e ! TTsss !!!
Lelika eeee! Lasa mampiteny vazà koa nareo ry ludo a ! :evil: Mba ataovy ady gasy @ manaraka fa lasa be loatra ny teny vozongo ato e ! TTsss !!!
7. ludo
(
26/08/2004 13:55)
tezitrenao d non ny valiny fa mazotoa iany eee!!
zay milalao no mahazo eto an!! :-D :-P
zay milalao no mahazo eto an!! :-D :-P
8. sosoa
(
26/08/2004 14:50)
:) aza mora tezitra moa ry tsiperifery a! valio tsotra ny fanontaniana dia vita. Cool ! tout oiseau est heureux si on ne les dérange pas.
Sa afa-po koa aho.
Sa afa-po koa aho.
9. ramoul
(
26/08/2004 20:05)
parsk'il a un cousin chouette. :-D :-D :-D
Kel est le comble pour un cérurrier?mora ny valin' io ra mandinika tsara nareo. :wink:
Kel est le comble pour un cérurrier?mora ny valin' io ra mandinika tsara nareo. :wink:
12. ludo
(
27/08/2004 06:39)
ramoul>tsy azo atao ntsony hono mampiasa teny vahiny ato fa tezitra ny sasany fa tsy sera2 gasy ntsony hono lay izy fa vary @ anana!!
13. mimich
(
27/08/2004 10:23)
ludo> hay ve zay no valiny e! so fa tsy niteniteny foana teto! :twisted:
14. ramoul
(
27/08/2004 12:33)
ludo> ka satria chouette ny namany de faly fôna izy.
Marina nge zany é! mba mitenena gasy fa nareo reo nge ka mahay teny gasy dôly matoa tafiditra ato é! :wink:
Marina nge zany é! mba mitenena gasy fa nareo reo nge ka mahay teny gasy dôly matoa tafiditra ato é! :wink:
15. ramoul
(
07/09/2004 20:31)
kèl est la comble pour un cerurrier? C de ne pas trouver la clé du mistère. :-D