QUI SUIS JE?????

1. dovic ( 26/08/2004 07:25)
C moi seul le fils de Madagascar,sans moi Paris devient pris!!! qui suis alors :?: :?: :?:
2. tsiperifery ( 26/08/2004 07:31)
Valiny : ilay litera tsy misy ao @ " One, Two, Three,.... 100 " anglisy . :lol: :lol: :lol:
Marina ve izany rAdovicA ?
3. ille ( 26/08/2004 07:31)
tsotra dia tsotra ny valiny : ny zana-tsoratra "a"

F'angaha r' ise d tsy azo natao tamin'ny teny gasy izy io ahh!! toa mety ihany mantsy io raha atao amin'ny teny gasy!!!tezitra eo indray i Kally an! hihihi
4. tsiperifery ( 26/08/2004 08:34)
ille > ôtran'ny mbô nanao zezôlimpika ko isika r'ise fa sivy segondra fotsiny ny elanelan'ny valin-tenintsika tetsy ambony :lol:
Raha mibedy an'i Dovic i Kally de mbô tokony bedesiny koa izany Ikalafanja1 ! :lol: :lol:
5. ludo ( 26/08/2004 09:08)
aza masiaka ry ille an!! :roll: :lol:
6. ille ( 26/08/2004 09:58)
Ludo> Tsy hoe masiaka fa mba mapalahelo ihany ra-Dovic raha iangonan'ny vavam-bahoaka (Kally) eo hihihihihi.
Tsiperifery> OK lasanareo amin'ny kely fotsiny ny medaly doro eh!!!!, fa na izany aza samy misatroka fehiloha tsy tsilo isika an!!!
7. mimich ( 26/08/2004 12:57)
ouff; efa voavaly kay :)
8. dovic ( 26/08/2004 16:14)
samy namarina nareo 2lahy fa tsy mahazo medaly fa satroka oliva fotsiny ho mariky ny J.O
mankalazee!!way saika adino ille>za nanin an'ny kally no tezitramiko izy :?: :?: :roll:
9. ramoul ( 27/08/2004 12:28)
De ze tsy namaly zany tsy nahazo meday dôrou o!?
10. ille ( 28/08/2004 14:15)
o ra-dovic ahh!! ilay izy nareo mbola manoratra amin'ny teny frantsay no mahabedy anareo eh!! nefa azo adika amin'ny tenigasy tsara le zavatra!!!
11. maditra ( 24/09/2004 17:58)
k\' iza indray ela raha tsy efa hoe dovic. :?:
12. fijo ( 27/09/2004 22:19)
efa kiso izy izany e :-D :-D :-D
13. leonardodicaprio ( 13/10/2004 15:14)
nareo ve?
zanaky ra8mpanakarena.
mazo sipa doro zany za aa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1971