Raha avadika ndray ny rasa???
1. ludo
(
19/08/2004 19:00)
Araka ny mahazatra sy faheno @ ankapobeny d ny leh foana no mikaoty veh voalohany
d inona ny olana ra ny veh ndray no maka ny
toeran'ny leh zany we ny veh ndray no mikaoty leh !!
d inona ny olana ra ny veh ndray no maka ny
toeran'ny leh zany we ny veh ndray no mikaoty leh !!
répondu par fijo le 23/02/2005 23:01
2. fijo
(
19/08/2004 20:02)
resaka efa nitranga io ary maro no efa mahatsapa fa zavatra efa misy sy efa manomboka miha maro izany izao.
3. ramoul
(
20/08/2004 14:00)
Tsy mila resaka tsony zany fa efa zava-misy.
Sady efa voaresaka teto koa io zavatra io fa zah no tsy nanao participation hihi
Sady efa voaresaka teto koa io zavatra io fa zah no tsy nanao participation hihi
5. tsaragasy
(
20/02/2005 04:03)
[quote=ludo]
tsy misy olana io satria tsindraindray ilay lehilahy ko anie mba menamenatra eh, timide, dia raha tsy misy manao ny premier pas dia samy tavela eo. Ka raha saha raha vehivavy tsy misy ny blem.
tsy misy olana io satria tsindraindray ilay lehilahy ko anie mba menamenatra eh, timide, dia raha tsy misy manao ny premier pas dia samy tavela eo. Ka raha saha raha vehivavy tsy misy ny blem.
6. Ramaso
(
23/02/2005 06:18)
za re mba tiako kotian'i chipie a :-*
aleo mbo izy ndray no maka ny 1 er pas
aleo mbo izy ndray no maka ny 1 er pas