L'AMOUR ET SON AGE
1. ludo
(
19/08/2004 08:23)
Matetika faheno amintsika zanak'olombelona sasany ny we za leh 25 ans mitady veh entre
20à25ans d ny veh ndray izy 30ans mitady leh
31à40ans fa in no antony moa ve ny taona no
mitondr'azy sa fitiavana?eny ekeko fa safidin'ny tsi-1-1 fa mba omeo ny antony
20à25ans d ny veh ndray izy 30ans mitady leh
31à40ans fa in no antony moa ve ny taona no
mitondr'azy sa fitiavana?eny ekeko fa safidin'ny tsi-1-1 fa mba omeo ny antony
répondu par yonikafopl le 23/08/2004 23:34
2. mira
(
19/08/2004 08:43)
ny mahatonga an'io a d tsotra satria le lelahy 25ans d tsy mila zokiny izy fa aleo lay mba mitovitovy @ no tadiaviny raha ny @ vehivavy ndray a d aleo lay mba efa zokizokiny reny tsy hoe antitra be a sahala @io pronosti nomenao io fa raha ny lehilahy manko no zandriny sipa d otrany tsy d mety loatra.
4. yonikafopl
(
19/08/2004 10:08)
raha amiko aloha ny fitiavana tsy mifidy taona e!!!! fa raha ny fahalalako azy ny vehivavy matotra kokoa noho ny lehilahy mitovy taona aminy ka aleo olona efa mba lehibe noho izy no miaraka aminy satria raha kely taona mety tsy dia hifandanja loatra ilay fahamatorana. Sady koa raha manambady lehilahy efa zokiny ny vehivavy dia ho antitra vetivety noho ilay lehilahy, avy eo mahita ny tanora ralehilahy dia handao , ny lehilahy manko...... zay ihany. :-P
5. hery
(
19/08/2004 13:39)
Tsss miala any indray yonika :) mankahala lehilahy. Fiheverana fotsiny io fa zah mahita mpivady tsy mitovy taona 10 taona be izao ny elanelany ary ilay lehilahy no zandriny kanefa nahalehibe anaka tsara ry zareo. Tsara taiza tsara ny ankizy. Nisy olana kely teo aloha fa toa tsy dia niankina loatra amin'ny taona.
6. fijo
(
19/08/2004 19:31)
ny antony hita koa dia izao.ny bandy dia mitady sipa tanora hatrany hanehoany ny naha matanjaka azy.ary ny sipa mila olona matotra noho izy satria mila toky sy fiarovana.
marina mihintsy koa anefa io voalazan'i hery io saingy vitsy.
marina mihintsy koa anefa io voalazan'i hery io saingy vitsy.
7. yonikafopl
(
19/08/2004 21:13)
hery tsy mankahala lehilahy zany za fa mba hevitra ny ahy io kou tsssssssss aza mitsara wa hery mba tsy ho tsaraina :lol:
ny an-dramaso kou de resaka tiana hateza tssss za ndray na tsy mampidera ny maha vehivavy ahy aza dia hita foana hoe vehivavy ka!!! :lol: :lol:
tanjaka @ lafiny inn no tian'ilay bandy aseho @ sipa tanora ry fijo?????

8. donemaskit
(
20/08/2004 08:41)
mba mety hitovitovy longera dôndy ngamba raha mifanakaiky ny taona koa, samy disco generation ohatra ! 8)
9. xxx
(
20/08/2004 13:44)
izaho koa mitady sipa entre 17 et20ans.
raha ianao moa ilay izy dia anorato aho,ny taonako dia mbola 19ans.
raha ianao moa ilay izy dia anorato aho,ny taonako dia mbola 19ans.
10. fijo
(
23/08/2004 20:10)
yonik>ny lejilahy rehefa miha lehibe dia tsy manaiky ho antitra ka te hampiseo foana hoe mbola mitana tsara aho.fa ara mpiraisana io na ara mpiarahamonina.
11. yonikafopl
(
23/08/2004 23:34)
fijo hihihihihihihihi io njay marina ka, na dia efa hita we tsy afaka hanao na inona na inona tsony aza de mbola miseho molay ihany nefa raha vizanin'ny sipa dia kola hihihihi :lol: