in no mahatonga ny sipa ho interessée e

1. joda ( 17/08/2004 21:28)
surtout @ izao andro izao :x
répondu par fijo le 20/01/2005 21:26
2. fijo ( 17/08/2004 21:41)
mafy ny fiainana ka mba te hitovy amin'ny sasany e.
3. jhouhlambout ( 17/08/2004 22:34)
misy dia mahavita ny tsy fanao mihintsy mba ahazo zavatra kely :(
4. hery ( 17/08/2004 23:16)
Ny sipa ihany ve? Tsy ny lehilahy aza no tena interessé? Mampiasa izao fomba rehetra izao handambolamboana sipa ^^
5. lanto ( 18/08/2004 10:04)
misaotra an'i hery ny fikambanam-behivavy 8)
6. xxx ( 18/08/2004 13:15)
Ary ahoana Hery ny momba anay fikambanan ny sarim bavy a??? Iza no tena interessé(e) aminay?
Ho!ho!ho!
7. tenio ( 18/08/2004 14:05)
8. fijo ( 19/08/2004 20:12)
ny sipa aloha any mada no tena mampalahelo fa voasarik'io toetra io.
9. tsiperifery ( 20/08/2004 07:53)
Mba te ahazo fahafaham-po mihoatra noho izay (kely ) efa hananany ny sipa sy bandy matoa interessé(e)s e ! Na ankizy aza izao tsy azonao hirakirahina fotsiny @ izao fa miandry takalony hamalifaly azy izy . Mainka fa lehibe ?!
10. donemaskit ( 21/08/2004 10:14)
mahantra koa !
11. poupounesana ( 21/08/2004 13:57)
interessée ny sipa satria b db ny oll mizesta manodidina azy d mba te hanisan'le mizesta koa izy eh! fomba vitsy ihany no atongavany @zay tonjona izay, na mivarotra etsy tsaralàlana na miarak@ bandy b sosy, na miasa birao na otrotr'izanyeh
nefa le tena vetivety d le mitady bandy b sosy rehefa tsy sahy mandeha etsy tsaralalana! fa ny heviny alo d mitovy lanja ihany ireo eh
12. fijo ( 23/08/2004 20:46)
poupou>marina be izany.indrisy
13. chipie1 ( 24/08/2004 08:03)
mampalaelo e!
14. fijo ( 25/08/2004 20:43)
izay ilay fiainana ko
15. ikaretsaka ( 19/01/2005 03:48)
mahoenna tokoa..
16. welie ( 19/01/2005 13:33)
poupounesana...
marina mihitsy izany voalazanjy zany! :/
17. fijo ( 20/01/2005 21:26)
aza mandalo ao tsaralalana mihintsy poupou an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4545