rehefa tia
1. xxx
(
17/08/2004 09:29)
ny tia hono tsy filaza
indrindra indrindra amin'olon-tiana
fa mandrary aretim-po
ka hanahirana tokoa
indrindra indrindra amin'olon-tiana
fa mandrary aretim-po
ka hanahirana tokoa
répondu par fijo le 18/08/2004 21:07
2. rvoulah
(
17/08/2004 09:53)
tsra be le poésie an
ka raha tsy ny olontina ary no hilazana an'io de iza ndray? :wink:
ka raha tsy ny olontina ary no hilazana an'io de iza ndray? :wink:
3. mira
(
17/08/2004 12:25)
raha ny amiko manokana aloa d teneniko hoe tiako izy refa tiako fa inona moa no maha diso ahy @ zany fitiavana io kou!
4. lema
(
17/08/2004 13:04)
manjary manararaotra izy ry mira a!
iodiny @zay izy satria fantany fa énao iandry azy eo foana
iodiny @zay izy satria fantany fa énao iandry azy eo foana
6. ludo
(
17/08/2004 13:43)
tsy tinao izy ra tsy torinao fitiavana ary tsy matoky ny fitiavanao azy koa izy satria ny amponao tsy mivoaka !!fa in alo io lohahvtrao io e !sao d tokony any @ tononkalo enao mande
sady @zay mixxxxxx grrrrrrrr!!!!
sady @zay mixxxxxx grrrrrrrr!!!!
7. poupounesana
(
17/08/2004 18:07)
eny eh!tsy d tsara ny miteny izany matetika!manjary mihena ny valerany no sady lasa fahzarana fotsiny!kanefa, kanefa rha izaho manokana alou d mba mila maheno na d indray mandeha monja ao anatin'ny herinandro aza hoe "tiako enao" mba ahafantarako hoe mbola tia ahy izy!ça fait chaud au coeur de l'entendre le dire mm si on le sait déjà
8. fijo
(
17/08/2004 20:24)
marina io an dralema io.raha aseo loatra io fitiavana io dia ataon'ny olona kilalao eo ianao.
9. lema
(
18/08/2004 13:07)
néna alou ny tena itenanako azy dé lé za avy nanao fahadisoana iny no anambatambazana azy samy mody omena teny mamy izy ho tony ny fony