vola sandok
1. fatsoraly
(
15/07/2004 04:35)
tandremo fa ireny milina mpizara vola any ivelany ireny hono mamoaka vola sandoka indraindray!
Marina tokoa ve izany?
Marina tokoa ve izany?
répondu par ramoul le 15/07/2004 20:37
2. atmos
(
15/07/2004 10:59)
Aiza kosa e, ny banky a, rehefa alohan'ny mametraka vola @ reny milina mpizara vola ireny (automat) dia efa verifier.ny daholo ny vola vao apetrany amin'ireny. Fa mazàna ny vola sandoka dia ampiasain-dry zalahy @ reny epicerie kely ireny, reny mpivarotra tsy manana milina mamantatra sy manamarina ilay vola. Fa raha vao misy vola sandoka tonga any @ Banky de asoriny na classer-ndry zareo de côté de manomboka ny recherche avy eo we avy aiza izy ty.....
3. kitjo
(
15/07/2004 17:46)
fatsoraly>> taiza koa no nahitan fatsoraly anzany zao???
le afrikan ao Dago reo no mpana ovola sandoka e
le afrikan ao Dago reo no mpana ovola sandoka e
