Mpirahalahy manabady mpirahavavy
1. atmos
(
14/07/2004 17:29)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny mpirahalay manambady mpirahavavy ny mpianadahy manambady mpianadahy, sns... rehefa misaraka ve ny couple iray de mety hampisy olana @ iray hafa?
répondu par stephane197 le 13/05/2005 17:10
3. ramoul
(
14/07/2004 20:43)
Tsy haiko aloha é!
Mety misy ny olana ra tena mifankatia le mpianady na le mpirahavavy sns....
Tsy haiko aloha wa an!!
Mety misy ny olana ra tena mifankatia le mpianady na le mpirahavavy sns....
Tsy haiko aloha wa an!!
4. rivorijasoa
(
15/07/2004 05:09)
raha mifanakaiky ny toeram-ponenany dia mety hisy ny olana fa raha mifanalavitra kosa mety rehefa vita dia samy miala e!
5. harinisa
(
15/07/2004 07:18)
Raha resaka rafozana sy vinanto no nampisaraka ny iray dia mety hisy conséquence satria hifanome loha izy mirahavavy .matetika aloha dia ny mpirahavavy no ahitana izany e! cas efa nisy io.
7. ari.malala
(
15/07/2004 12:33)
Tsy tokony hampisy olana ka, tokan-trano 2 samy manana ny azy ireo.
10. ari.malala
(
16/07/2004 12:56)
mcfy> ianao sy ny rahalahinao no vadin'izy mirahavavy fa tsy ianao hanambady azy mirahavavy. Aza tendan-kanina hoa! hihi
11. rfm
(
16/07/2004 13:19)
Inona 'nefa no mety hampisy ny olana eo @ iray nefa efa samy manana ny fiainany 'ry zalah...
12. atmos
(
16/07/2004 13:59)
ka raha sendra vonoin'ny anankiray ny vadiny, de hanaiky ve le rahalahiny na ny anadahiny na ny rahavaviny? Tena lasa 2e gera mondialy angamba
13. kally
(
16/07/2004 17:56)
Ny resaka tokantrano dia anao irery tsy idiran'ny rahavavinao na ny reninao na ny rahalahinao, fahamaivanan-doha ny famelanao ny hafa hitsabaka @ raharaham-panmbadianao.Raha misy famonoana dia anjaranao ny miaro ny iray dia mijanona eo ny andraikitrao,ny ankoatr'izay an'azy roa koa!Tys misy idiran'ikala Maria @ izay zandary io e!
14. poupounesana
(
17/07/2004 09:42)
tsy hitako zay olana!ny zokin'i mamanay nanambady ny cousin'i dadanay (zay mifampitondra toy ny mpirahalahy) fa d miditra indroa (ndraiddray aza intelo) rehefa sendra mamangy na fahoriana na fifaliana!zay angamba no mety ho olana nefa zany tsy olana fa adidy!
15. six
(
24/07/2004 11:37)
enao kou anie ts we naka tahaka fa nisy fitiavana tao matoa nisy hoe prahalahy manambady prahavavy e!
noho izany ts we raha misy olana ny 1 d hisy oulana kou niy 1 miankina am fitiavana fotsiny io
noho izany ts we raha misy olana ny 1 d hisy oulana kou niy 1 miankina am fitiavana fotsiny io
16. sobika
(
28/07/2004 14:53)
aiz koa eh mba dinihina ihany le lafiny arampiarahamon ka!!! vô misy korontana ny ray de miantraika @ anakiray ihany io! marina fa tsy tokony hidiran'oul kafa le tokatranonao fa ôtran'ny tanana havia sy havanana ihany io! refa marary ny havia de manefa adidy irery ny havanana!
17. fijo
(
12/08/2004 00:20)
marina ny an'i kally.tsy aferan'ny hafa io fa anao ihany ka dia samia mijery ny ao an tranony.
18. stephane197
(
13/05/2005 17:10)
Sasanangy samy hafa ireo, mba sendra nifanojo fotsiny hoe mpirahalahy sy mpirahavavy fa ny fitiavana samy manana ny azy. Fa raha TSY fitiavana no iorenan\'ilay tokantrano dia tsotra fotsiny, rehefa miady ny iray (ilay mpivady voalohany ) dia tokony hiady koa ilay faharoa (ilay mpivady faharoa) satria mpihavana ko! (rehefa karazana ady amin\'ny lafiny rehetra io an! indrindra2 amin\'ilay lafiny rafozana sy vinanto satria ikambanana io!)