Quartier libre?mety ve ? hatraiza ny fetrany ?
1. imailaka
(
09/07/2004 14:07)
mifanaraka zany ny mpivady 1 oe mba samy manana andro iray isambolana ( tsy andro mitovy, raha misy ankizy mankou de mifandimby miandry ) miala maraina de miverina ny ampitso maraina, atao hoe "kartie libre" de afaka manao izay tiany tsy misy bedy!!!!!!!
resaka henoko teo ampisakafoana io fa misy olona maromaro miara misakafo @ ireny resto ireny de mitady sujet hiadivankevitra fôna eo ampinana!!!!
hitako oe milay le izy sady resak tsy vita tao io fa mbola misy tohiny mivoka kou ny ampitso atoandro
misokatra ny adihevitra ho antsika namana ato hoe :
manaiky ve nareo @ le oe kartie mlibre? de raha eny hatraiza ny fetrany ?

répondu par fijo le 12/08/2004 00:44
2. hendry
(
09/07/2004 14:25)
Ilaina aloha ny fananana fotoana na dia kely aza ho an´ny tena, miankina be @ fifampitokisan´ny mpivady io, tsy mila asiana fetra amiko raha mifampatoky.
3. nati
(
09/07/2004 15:52)
raha ifanarahana kosa moa inona no olana ,fa tsy mahazo manararaotra an! tsy tokony hisy fetrany satria na inona atao na inona tsy ho fantatry ny iray nijanona ,zany hoe afaka mandainga ka ialana @ izay dia tsy asiana fetrany.FIFAMPATOKISANA NO FETRA
4. yonikafopl
(
09/07/2004 17:57)
ny fifampitokisana no manjaka eo, ary raha toa ka ifanarahana ataoko fa tsy asiana fetrany , he izany izy hoe libre.
5. sariaka91
(
09/07/2004 19:00)
hafahafa koa izany concept izany amiko. Tsy resaka tsy fahatokisana, fa tsara kosa raha fantatra izay alehan'ny anankiray raha mivoaka izy.
Azo ifanarahana eo @ mpivady ny fifandimbiasana mivoaka, fa tsy dia ho lakôly foana akory, samy mba haka rivotra tsirairay. Saingy farafaharatsiny mba mifampilaza izay alehany. Raha sanatria misy ilana ny iray maika, mba fantatra izay misy azy.

6. atmos
(
09/07/2004 22:21)
Tsy haiko hoe maninona aloha no ilaina izany e. Amiko andavan'andro raha samy miasa ny mpivady, na ny iray fts aza no miasa, tsy misy fotoana iarahana firy. Ka tsy haiko hoe maninona no mbola ilaina ny quartier libre ho an'ny tsirairay. Raha za manokana aloha dia manararaotra ny hiarahako @ vadiko @ fotoana libre ohatr'izany e, ilaina ange eo @ fiainan'ny mpivady ny mba misitaka kely miala ny trano e (miaraka fa tsy misaraka), mba miova @ rythme isan'andro. "Mandehandeha mahita raha" hozy Feon'ala @ hirany zay, rehefa zatra mandehandeha irery any ny iray de mahita raha tokoa ny hiafarany, ka izay no mety ho olana.
Atsipy ny tady ena an-tandroky ny omba, atsipy ny teny atsipy any am-pon'ny mahalala.
Manitra
Atsipy ny tady ena an-tandroky ny omba, atsipy ny teny atsipy any am-pon'ny mahalala.
Manitra
7. yonikafopl
(
09/07/2004 22:57)
atmos ka ilay alina libre mihintsy angamba no tena tiana hamafisina eto e!
8. hery
(
09/07/2004 23:56)
Tokony hisy fifanarahana tsara eo amin'ny mpivady ary tokony ho fantatra tsara hoe aiza no handeha ny iray. Misy mantsy zavatra mba tian'ny lahy hatao miaraka amin'ny namany kanefa mety kamo manatrika an'izany ny vadiny (ohatra hoe mandeha manao jeux en réseau @ ordinatera :) ) dia ilay vehivavy koa mety te hampiasa ny toetra mahavehivavy azy @ namany (ohatra hoe hifosafosa ny olona rehetra manodidina) kanefa ny lehilahy tsy te hanatrika an'izany.
Fifanarahana sy fifampierana ihany kah.
Fifanarahana sy fifampierana ihany kah.
9. atmos
(
10/07/2004 00:03)
Hery : ary tô mitovy revy isika zany e, za isaky ny handeha hanao jeux en réseau, dia blem fôna aloha e, ka tsy maintsy betaina kou aloha ny ordi ka manahirana an-drafotsy ihany e
11. rambofrau
(
12/07/2004 15:39)
Raha ny vadiko aloha otran'ny hanahirana azy zany tsy hatory ato antrano indray alina izany eh.
Kanefa koa raha te hanao anizany izy dia tsy mampaninona ahy satria fantatro sady assurrer ko 100% fa niaraka t@ namany.
Kanefa koa raha te hanao anizany izy dia tsy mampaninona ahy satria fantatro sady assurrer ko 100% fa niaraka t@ namany.
12. ari.malala
(
13/07/2004 13:30)
Raha ohatra kosa aloha ka tsy haditra ilay tsy hatoriana an-trano, tsy handotoana ny lit conjugal dia tsy dia maninona ê! Nefa ve ny fotoana hihaonana aza efa tsy ampy @ ty fiainana efa enjikenjika be ity dia mbola hasiana an'izany indray?
13. atmos
(
14/07/2004 12:17)
ari.malala : f'angaha tsy misy ny hoe : pour rattraper le temps perdu? izany hoe, refa tsy manana fotoana androany de maka fotoana double rahampitso, etsetra etsetra...
14. fijo
(
12/08/2004 00:44)
ny fetrany dia manao madio tsara vao miverina.izay ihany ka.ary tsy hadino ilay misarona.