I dont want you back

1. nikopol ( 04/07/2004 07:37)
I dont want you back.

Anisan'ny tiako io hiran'i Eamon io. Iza no mba mitovy fitiavana amiko?
répondu par fijo le 12/08/2004 21:43
2. kitjo ( 04/07/2004 09:12)
hhhmmm
le titre otsan tsary mamely,ihiihih

laingako fa tsy haiko le hira e!
3. paola ( 05/07/2004 12:29)
kitjo, le tena titre aza mbola tsy ao fa io le we entre parantezy
4. fijo ( 05/07/2004 23:00)
fa naninona loatra no dia lavina ny fiverenanany e.niko an,tsy zara aza ve za niverina le?
5. teboka ( 05/07/2004 23:18)
tsara ilay hira ka, tonga dia mivantana be. Raha tsy nijery ilay clip tsy azoko ny lazainy
6. yonikafopl ( 06/07/2004 21:17)
fa inona kalou no tena nitiavan'i niko ilay hira e! mba azo fantarina ve azafady?????????
7. fijo ( 06/07/2004 22:09)
tena voadona mafy kosa izy ka.
8. kitjo ( 20/07/2004 06:47)
niko>>> efa henon lah ve le girl version???
navalin le sipa an'io???

manan le hira sy le lyrics izy 2 reo za fa tsy fampiseho eto fa ngamba any @ resak' olondehibe,hihihihihi
sa mahazo??

aza tratrany fa .....
9. nikopol ( 23/07/2004 11:31)
Merci pour l'info Kitjo
10. kitjo ( 23/07/2004 13:32)
delien e!
tena miaiky an le sipa aloha za e, pire nohon ny an ilay bandy ny tononkirany sady ttsss

Le feony mitovy mitsy tsy haiko ra efa naheno elah.
11. fijo ( 12/08/2004 21:43)
raha naheno io hira io aho tany mada dia ompa no betsaka tao.tsy dia voako aloha ilay izy e.aleoko ihany RAP gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1906