Ny elefanta

1. onlyspik ( 03/07/2004 15:00)
Ahoana ary no ampidirana elefanta efatra ao anaty 2cv
répondu par gasytsika le 08/07/2004 18:43
2. booboo ( 03/07/2004 18:49)
tongony 2 any @ devant dé ny tongony 2 hafa ao afara !
3. fatsoraly ( 03/07/2004 18:57)
mba hafa kely indray izany croisement izany!
elefanta 4 sy soavaly 2?
4. booboo ( 03/07/2004 19:03)
sôvaly taiza kou ?
5. fatsoraly ( 03/07/2004 19:04)
2 cv = 2 chevaux
6. lanto ( 03/07/2004 19:12)
vohaina ny varavarana de ampidirina ny elefanta
7. kitjo ( 04/07/2004 08:33)
an' eritreritra fotsiny!
8. gasytsika ( 08/07/2004 18:43)
ampidiro ao ny anareo fa tsy probleme-ko zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515