Inona no tokony hatao raha miaraka @ vehivavy tsy ampy taona nefa mifankatia be ry zareo saingy ny raiaman-dreniny no manjara azy
1. ben
(
14/06/2004 14:54)
Raha ny hevitro aloha no kozina dia tsy hitako ny maharatsy an'izany, ny fitiavana tsy misy resaka taona, saingy anjaran'izy roa koa no mametra ny fotoana tokony hiarahana, ary ny raiaman-dreny kosa tokony hanara-maso sy hanome torohevitra sy hanatra ho azy.
répondu par fijo le 22/06/2004 22:43
2. xxx
(
14/06/2004 15:03)
mitandrina tsara satria mbola voararan'ny lalàna izany ka mety hampigadra !
3. aladin
(
14/06/2004 15:59)
toy izanyno iainako @ 'zao e!De ny azo atao de ny mifanaja tsara @ fitiavana madio.
refa tena tia enao de vitanao ny miaritra izany fiarahana izany na de fiafiana be aza.De mifankahita any @sisiny nefa tsy manao adalàna an!'zany hoe mifanolokolo mandrapahatonga ny fotoana anapahan-kevitra.

6. ramoul
(
14/06/2004 19:59)
tsy misy tsara toy ny fitandremana zany ary ny rai aman-dreny tokony hanome hevitra ho azy fa tsy handrara ny fiarahany.
Mitandrema ihany anefa fa mampigadra ny toe-javatra toy izany.
Mitandrema ihany anefa fa mampigadra ny toe-javatra toy izany.
7. fijo
(
14/06/2004 23:52)
raha tsy ampy taona izy fa ianao efa lehibe dia miala haingana tsy ahita loza.fa raha samy tsy ampy taona tsy koi.
8. pitchou
(
19/06/2004 04:34)
eh! zaranao andrarea fotsiny ny RAD-ny fa ampidiriny am-ponja enao! rehefa hiaraka aman'olona ny kara-panondrony anontaniana aloha!
raha samy tsy ampy taona d tandremo tsara na lahy na vavy sao fin hatreo ny fiainana! miaraka fa amim-pahendrena!
raha samy tsy ampy taona d tandremo tsara na lahy na vavy sao fin hatreo ny fiainana! miaraka fa amim-pahendrena!
10. ikaretsaka
(
20/06/2004 20:49)
amdraso amin'ny taona ho avy .. mbola ho leo foan aianao ranabavy hozizy ilay bandy akamako mpihira iny
12. fijo
(
21/06/2004 23:03)
pitchou an,ny aty frantsa no 18 ans ny majorite fa any mada anie ka 21ans e.mbola hiandry be raha 17 ilay sipa.