ho an'ireo mpanapy sy mpanamôly

1. xxx ( 30/05/2004 15:34)
tsy haiko na efa nandeha tato izy ty na tsia

nisy mpanao gazety nanao enkety momba ny fahatezàna nandeha tany @ auspice
nahita rangaha antitra b telo d nanao interview:
-ledadabe1 :
hono wà,inn no tena mampateza anao e?
valiny:zà anaka, tsy mba naditra mihitys à, tsy nisotro toaka, na kafe tsy nifoka rongony, tsy mba nilalao vehivavy fa tena hendry eh!
hay!fa firy taona zao dadabe?
valiny:98 taona aho anaka
ledadabe2:
ary enao ndray inn no nampatonga tratraantitra hoatr'zao?
valiny:zà koa anaka d toa azy koa no nataoko. fany sakafok no nampiako tantely sy ronono
Tampoka teo tonga d nanapaka ny teniny i dadabe fahatelo
Lainga ratsy!tsy marina zany, tsy marina zany (@le feo garagaran'reny dadabe reny eh) zà han, sady misotro toaka b à no mifoka sigara, rongony laniko zay efa @taonina d ny vehivavy niaraka t@ko tsy voaisako ntsony han!
hay hozy le mpanao gazety, d firy taona ary enao eh
valiny : 33 taona
répondu par arimalala le 19/11/2004 09:33
2. xxx ( 31/05/2004 06:51)
le maty ange efa fantatra iny eh!fa misy mijaly b vao maty koa!
3. chipie1 ( 31/05/2004 12:39)
ka raha raha ohatra ve oe tsy zaka ve de mbola hisotro ry ramaso???
tsy aleo ajanona !!
4. fijo ( 31/05/2004 21:05)
marina ny an dramaso.misotro maty sty misotro maty ka tsy aleo mba hofaty nahazo tsirony.
5. angie ( 01/06/2004 10:38)
raha tsy manana fianakams ianao fa irery dia azonao atao zay tianao fa raha misy manodidina anao dia tsarovy fa halahelo izy ireo raha maty t@ tsy fitandremana ianao izany hoe fisotrona sy ny fitondrantena samy hafa izay manahirana ny vokany. Izay no hilazana matetika hoe mila mijery ny fiaraha-monina fa tsy tia tena. Misy zava-pisotro maro hahazoana tsirony koa sady mety tsy hampisy vokany ara-pahasalamana. ka aleo misoroka toy izay mitsabo e
6. ari.malala ( 01/06/2004 10:50)
tena tia tena loatra kosa ilay hoe misotro maty tsy misotro maty d aleo misotro ê! na atao aza hoe tsy mbola maty fa marary, sahirana anie ny havanao na ny manodidina anao hitsabo ê!
7. ari.malala ( 01/06/2004 10:51)
tena tia tena loatra kosa ilay hoe misotro maty tsy misotro maty d aleo misotro ê! na atao aza hoe tsy mbola maty fa marary, sahirana anie ny havanao na ny manodidina anao hitsabo ê!
8. fijo ( 02/06/2004 00:59)
ka izahay anie tsy hanao goka omby fa izay mba hampiakatra kely ny daozy fotsiny e.amin'izay koa hono sahisahy
9. poupounesana ( 02/06/2004 10:38)
sahisahy hanao inn kay?
10. six ( 03/06/2004 07:45)
d ts hai klou fa d mba zay e!
anontanio kou ary we zah????
11. fatou ( 11/06/2004 06:21)
hozy le doktera hoe:mamono anao tsikelikely anie ny toaka é
de hozy razokinibe: kaaaaa,i...izà a..a..anie tsssy maika ho faty ry léty é
12. chipie1 ( 11/06/2004 12:07)
13. kitjo ( 11/06/2004 12:09)
ze maika d misotroa zany e
fa ze mbola te hiserasera milamina( @ velona an)
14. xxx ( 18/06/2004 17:54)
ilay toaka zany anie fanampiana courazy an'zay tsy manana eh! tsy aleo v le courazy natoraly ry reto ah?
15. six ( 23/06/2004 06:15)
mety misy fa tsy ampy eeeeeeeeeee
16. fijo ( 23/06/2004 23:01)
aleo ilay ampiana tosika ka.sady ny toaka anie mamono ny mikiroba rehetra any anaty any e.
17. rivorijasoa ( 06/11/2004 00:53)
>xxxxxxx: Ka lé courazy natoraly anie ka tsy mampisy riska mihitsy e! ka tsy aleo ve lé korazy artifisialy :-D
18. arimalala ( 19/11/2004 09:33)
amiko kosa alou d kanosa ze mitady risika artifisialy e, tsy aleo ve ny saina no atanjahana tsara e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4772