mitady hira
1. sipagasy
(
14/05/2004 09:10)
Mba mitady re raha misy manana ianareo dia mba ampidiro ato @ takelakisika ny hiran'i Malala Rabehaja & i Rabetrano ann! mitady mafy aho e!
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
répondu par ari.malala le 02/06/2004 13:07
3. tequila
(
16/05/2004 18:13)
lay hoe Omeko anao ve?
tiako be koa mantsy iny , ndraso raha tadidiko
tiako be koa mantsy iny , ndraso raha tadidiko
4. ravatorano
(
17/05/2004 06:57)
tena tsy fantatro ireo mpanakanto ireo fa raha tsizay efaazonao ze nilainao
:D
:D
7. ari.malala
(
28/05/2004 12:32)
Jereo fa ohatran'ny efa nisy nitady an'io hira io any @ sujet hafa any
9. ari.malala
(
01/06/2004 13:14)
Omeko anao tsisy fetra
ny fitiavako rehetra
satria ianao no nahay
nanintona ny foko
raiso re raha sitrakao fa tsy hanenenanao
Omeko anao ny fiainako tontolo
Zay sitrakao d manjary tiko koa
satria ianao no andry iankinan'ny foko
izay maminao dia mamiko ihany koa
omeko anao (2) ny fiainako
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
Omeko anao am-pitiavana
zay rehetra irinao
raiso fa ho anao irery izany
Zay sitrakao d manjary tiko koa ...
Io aky â! no copié ko t@ sujet hafa izy io, mihirà finaritra ê!
ny fitiavako rehetra
satria ianao no nahay
nanintona ny foko
raiso re raha sitrakao fa tsy hanenenanao
Omeko anao ny fiainako tontolo
Zay sitrakao d manjary tiko koa
satria ianao no andry iankinan'ny foko
izay maminao dia mamiko ihany koa
omeko anao (2) ny fiainako
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
Omeko anao am-pitiavana
zay rehetra irinao
raiso fa ho anao irery izany
Zay sitrakao d manjary tiko koa ...
Io aky â! no copié ko t@ sujet hafa izy io, mihirà finaritra ê!
13. ari.malala
(
02/06/2004 13:07)
nts! hira mnkarary sofina b zany ve r'ikaretsaka! ampangino io ka!