'raha niakatra 10.2% ny vidin ny vary
1. zokinifijo
(
27/04/2004 13:27)
Araky ny vinavina nataon ny INSTAT dia niakatra teo amin ny 10% teo ny vidin ny vqry izay foto tsakafon ny ankamaroan ny malagasy .Raha ny fijerinay azy dia tsy marina ihany io satria raha 2150 fmg ny vary roa na telo herinadro lasa izay dia efa tafakatra any amin ny 3850 fmg izy io.Vary makalioka io fa tsy le supoer na super blanc ah.Aminay dia nisondrotra 1700fmg de zao ny vidim bary.Nanao famatsiana vary amin ny alalan ny mpandrahraha ny fanjakana ka namidiny 2400fmg ny vary stock tampon izay iarqaha mahalala fa vitsy amintsika malagasy ny mihinana an ireny karazam bary ireny satria mamofona fanafody,be haobary,ary koa mihoatran n ny 56% ny brisure ao aminy.Ny anton izany moa dia mba hahafahana ny vidin ny vary hidina hono , saingy za dia mahita aloha fa mbola tsy midina ny vidin ny vary ary ny olona dia vitsy koa ny mividy ilay stock vaovao na dia atao hoe mora aza.Fantatra koa fa amin ny fiandohan ny fararano eto madagasikara dia ajanona io operation vary io mba tsy hifaninana indray amin ny vary vokatra eto antoerana.Mila vary eo amin ny roa ka hatramin ny enina hetsy taonina ny malagasy vao tsy manafatra izany intsony.
répondu par fijo le 20/10/2004 22:09
2. ramoul
(
27/04/2004 14:06)
ka io zavatra io ve sur ianao fa tena marina? mbola vinavina ihany mantsy io ka izany maha tonga ahy haon-tany izany.
5. fijo
(
27/04/2004 20:04)
ny olana dia ilay vary nisondrotra.ka moa ve vaha olna io vary stock io.satria mbola eo koa ny vokatry ny rivodoza izay hotsapa tsy ho ela.
raha vonjy maika aloha dia azo atao io hanentsemana ny banga vetivety,fa ny tsara atao dia ny manao rafitra hiomanana amin'ny toa izao amin'ny manaraka,satria tsy vao izao anie io olana io e.araka io voalazan'i zoky io,dia mila tonina maro ihany vao hafaka ny olana .ianareo anefa mahafantatra fa any marovoay sy madirovalo ary sitampika iny be vary saingy tsy tafavoaka.ka maninona raha ny hevitra hamoahana ireo avy any aloha no tadiavina?

6. zokinifijo
(
28/04/2004 10:14)
tsy vinavina io fa tena marina.Ireo chiffre nomeko ireo dia eny amin ny etalage n ny mpivarotra aty Dago (Tana).Raha ny filazana aloha dia natao hitsinjovana ny maitso ahitra aloha ny hahatongavan ny fararano izy io.Ny olana de zao teny Ambohimanarina teny zao tamin ny sabotsy lasa teo dia nilaharana le vary ,ny ampitson iny tsisy mpividy fa nikamenona no betsaka.
De izay no manahirana aminizity
De izay no manahirana aminizity
7. kitjo
(
30/04/2004 19:37)
mitovy evitra @ fijo za
Efa hita fa zava-mitranga foana io maninona raha mametraka rafitra maharitra atao hiatrehan resaka cyclone ohatra??
Resaka vary, tsara b ny vokatra t@ le fifaninana farany teo, maninona raha vulgariser-na?? le technik vao2 mitsy no aparitaka ny tiako lazaina,
Zany oe ao amitsika aloha sarotra ny mampianatra zava-bao2 zay ko ny olana e
Fa tsy vahaolana mitsy amiko ny fanafarana entana inddra ra azo vokarina ao ano\toerana, inddra amzao depreciation be manadala zao